25/10/2025
🏀Any ampefy any🏀
Ho fampandrosoana ny Basketball eto Itasy, izahay ato @ Ligue de Basketball Itasy dia faly manolotra antsika 👇
🚨🏀 TOURNOI DE BASKETBALL 5x5🏀
📍Terrain Commune Urbaine AMPEFY
🗓️30,31 octobre -1er, 2 Nov 2025
…« 4jours de Basket et du fun »…
‘Ndao haka rivotra kely any sady manao Basket @ vacances de Toussaint e🤩🙃😉
Ahitantsika catégorie 3 be zao😋
🏀U14 Filles et Garçons👉Droit d’engagement 40 000ar
🏀U18 Filles et Garçons👉Droit d’engagement 50 000ar
🏀OPEN Dames et Hommes👉 Droit d’engagement Dames 70 000ar/ Hommes 80 000ar
☄️Concours Dunk et 3pts
🌟Diverses animations
✅Misokatra ho an’ny rehetra
Omano ny ekipa de Tongava maro na ny mpankafy na ny mpilalo fa ny vacances vita, ny fahafinaretana ho azo😉😋🏀
📱☎️Plus d’infos👉Tél 034 49 281 74- Fb : Kanto - LIGUE ITASY Basketball
Partenaires: Commune Urbaine Ampefy - Radio Fivoarana 88.2
06/11/2024
....Efa hoe tsy "ANNULER" hoa fa "REPORTÉ" ilay tamin'iny🏀
🔥Mbola tsy misy hoatr'ity indray mitoraka ity ny Tournoi karakaraina aty Ampefy fa aza tara ary 🔥
👉Amboary ny Ekipanao 💪
🏀 Programme :16/17 Novembre ho avy izao Éliminatoire U14,U16, U18, u20 izay tanterahina ao Miarinarivo Itasy🔥
🏀 Éliminatoire Vétéran Homme Dame (Miarinarivo Itasy)
©Droit d'engagement :U14,16,18,20 =50000 ariary
: VÉTÉRAN= 100000 ariary
🏀22,23,24 Novembre :
✓Phase éliminatoire et Finale : OPEN Homme ,Dame
✓Phase finale Toute Catégorie 🔥
🚩 Droit d'engagement OPEN :70000 ariary
👉Nojerena manokana ianareo Arbitre avy any Itasy rehetra amin'ity fa hisy formation sy recyclage ho anareo amin'ity🔥
NB: Afaka mandray anjarako daholo n'a ekipa ivelan'Itasy aza !
06/11/2024
..Ndao aloha ho any ampefy kely any dia avieo Mitaps ao Anosizato indray sa comment ?😀😜
30/09/2024
.....TOURNOI DE NOEL 2024......
Ahoana?😀🤪
27/05/2024
.......Toy izao ary ny valin'ny lalao nandritra ny Lalao famaranana iny.....
🚩BC BLINDÉ :Championne OPEN homme 🏆
🚩BC BLINDÉ : Championne VÉTÉRAN HOMME 🏆
🚩JEA : Championne OPEN Dame 🏆
🚩FITEFA: Championne VÉTÉRAN Dame🏆
🚩 SCRAPERS :Vice championne OPEN homme
🚩 L2BV :Vice championne VÉTÉRAN homme
🚩TAM : Vice championne OPEN Dame
🚩CBCD: Vice championne VÉTÉRAN Dame
27/05/2024
...Hisaorana be ireto ankizy ireto nanao animation kely tamin'ny Fitiavana be teny antoerana ...🙏🥰
27/05/2024
....Tontosa soamatsara indray ny andihany faha 5 tamin'ny Tournoi Mahery antanana 2024 ity....
👉Tsy hainay ny tsy hisaotra anareo teo foana niaraka nihentanentana teo isika ary niaraka nanal'azy nandritra izay andihany nifandimbidimby izay.
👉Toy ny manao zavatra rehetra moa dia tsy maintsy misy kely foana ny tsy fahatomombanana madinidinika eny antsefany eny fa samy nifampandefindefitra kely teo foana isika dia ireny no vita..🙏
👉Tsy Tonga lafatra be ny zavatra natao fa teo nareo nanome ambiance dia ambiance be foana indritra tamin'iny phase finale iny 🙏😀
👉Hisaorana Manokana ireo mpiaramiasa rehetra "Ny association ASCJA"izay angady nananana ny Kianja nahafahana nanatanteraka iny tournoi iny,ny Président Fokontany Anosizato Est Jean Nirina Rafanomezantsoa sy ny Ekipany Tonga nanotrona sy nanome voninahitra iny Phase finale iny ary vonona hifanome tanana amin'ny fampondrosoana sy fampiroborobona ho an'ny Tanora eny amin'ny Faritra Anosizato Est ary indrindra ny Taranja Basketball amin'iny faritra iny🙏🏀
🏀 Mankasitraka be dia ho ela velona ny basketball Malagasy 🏀🔥
25/05/2024
🏀 CALENDRIER FINAL 🏀
🚩10:00:FITEFA # CBCD(VD)
🚩11:30:BC BLINDÉ # L2BV (VH)
🚩13:00:JEA # TAM (OD)
🚩14:30:BC BLINDÉ # SCRAPERS(OH)
👉Tongava Maro fa ambiance be 😜🥰🔥