Tsika Foot

Tsika Foot

Share

Mankafy baolina kitra ianao? Araho tsy tapaka ireo vaovao farany momba ny tontolon’ny Kitra !

16/01/2023

⚽️ 🌍
Le forfait du Maroc a été officiellement acté par la CAF. Ce qui voit chaque équipe du groupe C obtenir 3 points sur table.

Ainsi, les Barea de Madagascar sont à 6 points et en tête du groupe C. Il faudrait au moins un match num face au Soudan pour une qualification en 1/4 de finale pour nos joueurs. 🔥🇲🇬

15/01/2023

Première participation à la
Première victoire pour les Barea 🔥🇲🇬

25/10/2022

🏆 CAN BEACH SOCCER 🏆

Hanao jery todika kely ny zava-bitan’ny Barea Beach Soccer isika, nandritra ny CAN Beach Soccer izay tanterahina any Mozambique amin’izao fotoana izao.

Tao amin’ny Vondrona B no nisy ny Barea. Nifarana hatreo amin’ny dingana isam-bondrona nefa ny fifaninana ho an’ireo Barea antsika arak’ity vokatra zaraina amintsika ity.
⚽️ Lalao 3 no notanterahina ka faharesena 3 no azon’ny Barea.

Senegal sy Egypte no hiakatra amin’ny dingana manaraka ao amin’ity Vondrona B ity, i Maroc sy Mozambique kosa no tafiakatra tao amin’ny Vondrona A.

🎯 Eo amin’ny laharana faha-7 kosa no misy ireo Barea tamin’ity CAN Beach Soccer ity.

Raha ny hevitrao dia inona no mety lesoka hanatsarana indray ny vokatra eo amin’ity taranja ity ?
Tsiahivina fa efa Tompon-daka an’ny Afrika teo amin’ny Beach Soccer isika tamin’ny taona 2015.

01/06/2022

Formation barea VS Ghana !

30/05/2022

Alefa barea 🇲🇬

Ho arahina mivantana amin'ny TVM ireo lalao 6 an'ny Barea! (Eliminatoires CAN 2023)

Ho fanomezana fahafaham-po ny mpankafy baolina kitra sy ho fanohanana ny ekipam-pirenentsika dia novidian'ny fitondram-panjakana ny zo ahafahantsika manaraka mivantana eto amin'ny TVM ireo lalao enina ataon'ny Barea amin'ny fifanintsanana CAN2023.

Manome fotoana antsika ary ny TVM amin'ny Alarobia izao amin'ny lalao voalohany.

29/05/2022

📢 Handao an'i Liverpool i Sadio Mané !

Ireto ny zava-bitany hatramin'ny naha-"Reds" azy:

🎽253 matchs
⚽114 buts

2022: Coupe de la ligue
2022: Coupe d'Angleterre
2020: Champion Premier League
2019: Meilleur buteur premier league
2019: Coupe du monde des clubs
2019: Vainqueur Champions League

Aiza no tianao hahitana azy manaraka?

12/08/2021

OFISIALY 🚨

Chelsea 🤝 Lukaku : raikitra ny fiverenan'i Romelu Lukaku ao a@ Blues ! .... favoris hibata ny premier league?🤔

10/08/2021

OFISIALY 🚨

Raikitra ny an'i Messi sy ny PSG ! !

Source: Fabrizio Romano

05/08/2021

🚨OFISIALY! ~Record Premier League ~
Voasonia ny contrat an'i Jack Grealish sy City, hatramin'ny 2025 !

Izy no handimby ny n°10 navelan'i Kun Aguero 😍

05/08/2021

🚨Tapitra hatreo ny tantaran'i Messi sy ny Barça ! Nanambara t@fomba ofisialy izany ny klioba, noho ny antony ara ekonomika...

Mety hoaiza i Messi no hilalao izany? 😵

04/08/2021

Jack Grealish (25 ans) 🔜 Man City !

Efa tonga any Manchester i Grealish arak'i Daily Mail, ary tokony ho ofisialy afaka fotoana fohy ny fifindrany avy any Aston Villa - 117M€

Mihoatra ny 526 Milliards Ariary izany !😱

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo