05/12/2025
Appareil spécial HIP THRUST.
Efficace pour l'exercice de fessier.
Tongava maro ary fa miandry anareo ny MBF
Ouvert lundi au samedi de 6h00 à 20h. Prix par séance : 3000ar /abonnement : 40.000ar
05/12/2025
Appareil spécial HIP THRUST.
Efficace pour l'exercice de fessier.
Tongava maro ary fa miandry anareo ny MBF
05/12/2025
Barre guidé.
23/07/2025
Miezaka ny manatsara hatrany 🤗
Mbola miandry anareo fona izahay
31/01/2025
Ny ato aminay 😇
13/01/2025
Misy technique minimum tokony ho fantatra mialoha ny hampiasa ny Banc couché , incliné na décliné...
Mila hianarana tompoko izany.
Merci
06/01/2025
Izahay mpikambana ato amin' ny MBF Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2025.
Fiadanana, fahombiazana Ary fahasalamana anié avy amin' ilay ANDRIAMANITRA mahagaga ho antsika...
Izahay koa Dia Mbola miandry anareo hatrany 💪
02/11/2024
Mbola manao tsara daholo ireto🤫
25/09/2024
Ny kotrana no hery entina miady amin' ny fiainana. Courage fona e.
Exercise fessiers sur une machine presse.
30/08/2023
Pour l'exercice de fessiers et cuisses.
Voici une machine presse à cuisse chez nous...
By Yary Manjack Rakoto
Tsy ny namanao no hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly(Débutants)
Bonne semaine à vous tous 😇