Impact Studios

Impact Studios

Share

Pour une remise en forme ou pour le plaisir �

Photos from Impact Studios's post 06/04/2022

Oulala...nafana ny androany

07/03/2022

Faly miarahaba antsika rehetra indray izay eto amin'ny pejy
Noho ny Antony maro izay tsy azo anoharana moaa de tena ela ela izay tsika tsy tafiresaka teto
Fa efa hanomboka hiverina tsikelikly eto zahay miaraka amin'ny zavatra vaovao be
Fa androany aloha de hanao sondage kely tsika .
Inona no anton'ny anaovanareo zumba ?
1-hanena vatana
2- remise en forme fotsiny oe mba hi garder na forme
Ary inona amin'ireo no tena mety aminareo kokoa
Zumba fitness ve sa zumba juste pour garder la forme
Afaka mamaly ao amin'ny commentaires ianareo ahafahanay manome ny tsara hatrany 😊
Mankasitraka hatrany antsika
PS : ho avy eo foana ilay vidéo antsika fa aza matahoatra fa mbola atao manja tsara 😊😊

Photos from Impact Studios's post 15/01/2022

Salama aby e ☺️
Toy izao indray aza ny akon'ny anio eee
Zareo indray no mariage ho karakarainay amin'ny ity manaraka ity
Mankasitraka anareo matoky anay foana ny amin'izany ☺️
Hivoaka tsy ho ela eto amin'ny pejy ny vidéo an'ilay mariage talohan'izy ireo rehfa tena tany amin'ilay lanonana koa manasa anao sahady hanaraka ny pejy foana ,hizara amin'ny olona hafa ihany koa ☺️

13/01/2022

Ialana tsiny indrindra tompoko fa noho ny Lafiny ara tekinika de tsy maintsy ahembotra rapitso ilay direct antsika
Ialana tsiny indrindra

13/01/2022

Faly miarahaba antsika rehtra indray izahay
Hinoanay fa Salama tsara daholo isika amin'izao taona vao manomboka izao e
Androany de hiresaka kely ny mahakasika ny préparation événementielle ato aminay
Afaka fotoana fohy avieo amin'ny directe sy ireo tolotra vaovao maro be de be izay vaovao indray atolotray ho anareo ihany koa
Avieo Ary ny fotoanantsika ♥️

Photos from Impact Studios's post 07/01/2022

Akory Aby e ♥️
Mino izahay fa Salama tsara daholo ianareo
Misaotra anao foana Zay mijanona eto amin'ny pejy manaraka sy mizara de mbola manantena ny fiarahana miasa aminareo hatrany♥️
Toy izao Ary ny akon'ny anio ♥️
Mankasitraka anareo 🥺♥️

05/01/2022

Manakory aby e 🙏☺️
Salama tsara ve ny taona Vaovao anareo ee ☺️😜
Mbola maka maka Aina daholo aloha Zao fa mbola vitæ fety e ?
Toy izao Ary ny akon'ny anio ee
Misaotra an'ireo izay efa Tonga nandray anjara tato aminay afaka fotoana fohy Dia ho avy ndray ny zumba e 😘
Mirary fahasalamana tanteraka ho an'ireo izay tojo tsy fahasalamana amin'zao fotoana izao
Mahazo mandalo ny aretina fa tsy mahazo mamono antsika zany satria manana Atra mahery isika e ❤️

02/01/2022

Faly miarahaba antsika rhetra nahatratra izao taona vaovao 2022 izao
De mirary antsika taona zina sy feno fahasoavana an'Atra foana izahay impact studios

Rehfa taona vaovao otran'zao moa Dia bé de bé isika no mametraka tanjona vaovao Ary tena ilaina be mitsy satria tsy ny fiovana ny 1 lasa 2 amin'ny 2022 no mampiova ny fiainana fa ny fiovan'ny fisainana 😊
Koa eto izahay afaka hanampy antsika rehtra , indrindra ireo izay te hianatra andihy na hanavao izany , ireo izay te hikarakra Vatana ihany koa amin'ny alalan'ny fitness sy ny zumba , ireo izay te hanamafy ihany koa
Koa Dia tena faly izahay manasa antsika rhetra ho avy aty aminay fa misy tolotra Maro be afaka aroso anay Zay afaka ahitanao vokatra faran'izay aingana ihany koa an😊😊

Ka noho izany Dia Tiana ny mampilaza antsika fa efa misokatra indray izahay ny rapitso 03 janoary andray antsika sy hanome ny tsara hatrany
Ka manasa antsika ho avy
Averinay foana moa zany n'y toerana Dia :
Anjanahary - trano maintso sy Fotsy ampitan'ny restaurant LM eo amin'ny 4 chemin na raha tys hitanao ny LM Dia eo ampitan'ny coiff'art mdg ihany koa 😊

Miandry anareo Ary izahay ..
Efa misy ny abonnement par mois Koa raha Mila fanazavana fanampiny Dia afaka mandefa mp isika
Mankasitraka tompoko 😊

30/12/2021

Mirary fety sambatra ho antsika
Misy vao nanao trois jours de efa nihena 1kg ah....
Miandry anareo zahay amin'ny herinandro taona vaovao ❤️

30/12/2021

Salama Daholo isika rehetra 😊
Efa ho avy moa zany Zao ny faran'ny taona Dia efa samy ho tratran'ny farany tsika rehetra Ary samy hatratra ny taona vaovao ihany koa eo ombany fahasoavana an'Atra
Mankasitraka antsika sahady izay Tonga tato aminay sy nandray anjara
Mbola vonona hatrany izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo fa nareo sisa no endrasana ♥️
Amin'ny herinandro moa zany efa taona Vaovao Dia hisy tolotra vaovao indray izay atolotray ho anareo 😊
Rapitso Dia ny maraina ihany no Misokatra Ary tsy misoktra ny asabotsy fa mbola reraky ny fety fa Dia amin'ny alatsinainy indray ny fotoanantsika 😊
Mirary antsika rehetra hanao fety Sambatra izahay 😊

29/12/2021

Préparation événementielle nataonay voalohany ♥️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Anjanahary Maison Vert Blanc
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00