Haiady Malagasy Kiaite

Haiady Malagasy Kiaite

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Haiady Malagasy Kiaite, Sport & recreation, Antananarivo.

06/02/2026
05/12/2025

Miandry antsika izay liana Malagasy izahay ato
fa efa misokatra ko ny entrainement isakan'ny Alarobia @4:30 atoandro sy ny alahady @1:30
contact : 034 74 158 20

05/12/2025

Efa misokatra iany ko ny entrainement isakin'ny Alarobia manomboka @4 ora sasany atoandro sy ny Alahady @1 ora sy sasany atoandro iany
contact : 034 42 865 93 / 033 32 062 53

Photos from Haiady Malagasy Kiaite's post 26/11/2025

Hisaorana Andriamanitra fa vita soamantsara ny Sabotsy 22 Novembre teo ny fanolorana ceinture hoan'ireo mpianatra avy any Itasy izay nahavita ny examen farany teo

Photos from Haiady Malagasy Kiaite's post 01/11/2025
19/09/2025

Eto 67ha hatrany no misy anay ampitan'ny FDC sy Baobab
Isakin'ny Alahady @1:30 atoandro

18/09/2025

Maitrre Zo izay mpitarika ny KIAITE manerana'ny Madagasikara

18/09/2025

Mpikatroka KIAITE

18/09/2025

KIAITE Haiady malagasy

11/09/2025

Mba manao ny fanaon'ny olona ko!
Examen tany Analavory Itasy teo

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo