🏀Hilazana isika fa nakatona ny fisoratana anarana amin'ny "tournoi de basket" Soma soma sket 2022 amin'ity andiany voalohany ity mba hampirindra tsara ny lalao rehetra 🏀
Ezahana ho tontosaina tsy ho ela ny andiany manaraka ho an'ireo izay taraiky ka maniry ny hilalao sy hiaraka hikoràna aminay ato Sômarano😊
👉Ireto avy araka izany ireo ekipa mpandray anjara :
🅰️Poule A : RN1 / ABB junior / ASSAA / Tandem
🅱️Poule B : ABB / BTS / Amboups / Red BC
👉Toy izao ary ny fandaharam-potoana ny "weekend" ho avy izao :
🏀 Samedi 22 Octobre 2022 :
- 8h00 : ASSAA vs RN1
- 9h30 : ABB junior vs Tandem
- 11h00 : BTS vs Red BC
- 13h00 : ABB vs Amboups
🏀 Dimanche 23 Octobre 2022 :
- 8h00 : ABB junior vs ASSAA
- 9h30 : RN1 vs Tandem
- 11h00 : ABB vs Red BC
- 13h00 : Amboups vs BTS
📣 Hanome endri-dalao mahafinaritra sy avo lenta hatrany ireo mpilalao koa manasa antsika rehetra ho avy hanohana ny ekipantsika 🥳
🔥🔥🔥 VIVE LE BASKETBALL et que le meilleur gagne!!! 🏆
Soma soma sket 2022
Tournoi de Basketball OPEN Masculin qui aura lieu au centre de loisirs et de sports Sômarano pendan
23/08/2022
22/08/2022
Règlement officiel du tournoi Soma soma sket 2022🏀🔥
Seuls les joueurs qualifiés N1A seront limités pour chaque équipe.
Retrouvez tous les détails sur les pages ci-dessous.👇👇
N'oubliez pas, les inscriptions prendront fin le 27 aôut 2022 à 23:59
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility?