11/01/2024
Bonjour...Mitohy hatrany ny fandraisana ireo vonona ikotrana miaraka aminay an.
- misy ny : á domicile
- en plein air n kou en salle.
Afaka miditra mp avy hatrany ary rah mahaliana anao.
21/11/2023
Cc kely ho antsika manaraka ny page ndray...Mitohy foana ny kotrana an [ à domicile , en plein air].
Afaka miditra mp avy hatrany sika zay maniry ny hikotrana miaraka aminay....
Aza adino ny manao j'aime ny page.
08/06/2023
Kopa tanana kely fotsiny 👋👋👋
-Mila FINIAVANA, FIKIRIZANA ary FIHARETANA ny kotrana💪💪...
-courage dool ary ooo.
06/06/2023
Salama jiaby sika mpanaraka ny page. .
- Mankahery an- tsika mpanao fanatanjahan - tena rehetra. ..ampitombohy hatrany ny hezaka .
-Tsy azo atao ny kivikivy , na miala andaharana ...tsy mora ny manatratra tanjona iray.
- Mazotoa mikotrana dool ary oh 💪💪💪.
16/05/2023
Mahafinaritra foana ny KOTRANA na dia misy fotoana azy somary mafimafy. .
Tsy mahazo kivy ..tsy maintsy tratra ny tanjona💪💪💪
-Tsy misy vokatra azo mora fa mila faharetana. ..Mandray ireo olona liana amin'ny kotrana en plein air izahay, n manana tanjona manokana ihany koa.
-Toerana :terrain Betongolo
-lundi au samedi ( manomboka amin'ny 06ora maraina.
*** afaka miditra mp avy hatrany ireo liana .
Aza adino ary ny manao j'aime sy
mitsidika ny page - tsika.
Séance olona iray 5000ar
10/05/2023
Commandos sa tsy commandos💪💪
👉Eo am terrain Betongolo isika no mikotrana aloha mandrapahitantsika trano vaovao indray ( nilain'ny tompony ny trano ka mbola andalampitadiavana trano isika.
Izay mahita na manana trano malalaka ampanofaina dia iaingaviana indrindra mba hifanolo.tanana)
Am 6ora atram 7ora ny andiany voaloha
7ora atram 8ora ny andiany faharoa
Izay maniry ny hikotrana apres midi (3ora atram 5ora) dia mila miantso mialoha : 0383691986
Sarany tsy miova:4.000ar/ isanolona/ seance.
10/04/2023
Manaova fety sambatra tsara dool. ..
Aza adino nefa fa mitohy ny kotrana manomboka rahampitso an 💪💪💪👍
Tsy miova ny fisokafana ny salle tsika. ...
-lundi au samedi ,06h00 à 18h00.
-Toerana :Ambodimanga besarety ampitan arrêt bus miitsy.
Aza adino ny mitsidika sy manao j'aime ny page tsika. ...
"Mbola mitohy ihany koa ny fandraisana ireo izay liana sy vonona @ coaching à domicile ".
02/04/2023
Mahafinaritra ahy ny milaza aminareo fa misokatra ny salle anio après-midi..
Mikazakazahaaaa malaky😎😎
30/03/2023
Ahena sa ampitomboina 😎😎
Tongava mikotrana fa aza mangatakandro tsoniiiii....
Aza miandry namana zaniiii waaaa
Toerana tsa miova: Besarety ampitan ny arret bus ambodimanga besarety.
6h a 18h
4000ar ny seance
50.000ar ny abonnement
Misy coach fooonnna fooonnna
Tongava ihany koa izay hiotra
0383691986
28/03/2023
Nanakory ny orana teo zareo😂😊😂kotsakotsa tsara dololiiii ohhh😂😂...
Hanafatra fotsiny aho hoeeee... misokatra ny salle Idéale Évolution Besarety ampitan'ny arrêt bus Ambodimanga besarety ny Alarobia 29 Martsa.
Viloma