28/10/2022
🏅 *ZOM'ASCAL* 🏅
🏓 *Tennis de table* 🏓
Ny 28 oktobra amin'ny 4 ora hariva, ao amin'ny gymnase MEF Antaninarenina ny fotoana.
👉Tsara raha mitondra raquette ireo izay efa manana.
*"Fanatanjahan-tena, antoky ny fahasalamana"*
05/10/2022
RÉSULTATS TOURNOIS 🏓 MIARA-MISOMA TOAMASINA 2022
AVANCES HOMMES
CHAMPION RIVO (DGFAG)🥇🏆
VICE CHAMPION LUCIEN (DGFAG H.M)🥈
Troisième place Jean Noël (DGFAG)🥉
AVANCES DAMES
CHAMPIONNE PATRICIA (SG)🏆🥇
AMATEURS HOMMES
CHAMPION TANTELY (DGD)🥇🏆
VICE CHAMPION ANDRY (SG)🥈
Troisième Place Philippson (ATSINANANA)🥉
AMATEURS DAMES
CHAMPION HASINA (ATSINANANA)🥇🏆
VICE CHAMPION ANNICK (ATSINANANA)🥈
Troisième Place Michele (DGD)🥉
PAR ÉQUIPES HOMMES
CHAMPION RIVO-JEAN NOEL- TOLOTRA (DGFAG)🥇🏆
VICE CHAMPION DONALD-LOLOT-JACKY (DGT)🥈
DOUBLES HOMMES
CHAMPION RIVO-LUCIEN (DGFAG) 🥇🏆
VICE CHAMPION
LOLOT-DONALD (DGT)🥈
Troisième place Tolotra - Jean Noël (DGFAG) 🥉
16/09/2022
Miara misôma 2022 Toamasina
21/03/2020
L'entraînement est suspendue jusqu'a nouvel ordre merci.
12/03/2020
Ilay salle rahampitso dia lasa ao amin'ny 7 ème étage salle des staffs.Merci
09/03/2020
😀🏓🏓🇲🇬MEFTT dia miantso an'ireo mpilalao TENNIS DE TABLE 🏓🏓😀🇲🇬 rehetra mba ho tonga hanatrika ny "Assemblée générale" izay atao ao amin'ny Efitrano "SALLE DE COMMISSION" PLAN Anosy ny Zoma faha 🕑13 Martsa 2020 Manomboka amin'ny 01 ora 30 tolakandro🕑.
Ho dinihina amin'izany 🧐👩🏫:
-Statut
-Règlement intérieur
-Fiche d'adhésion
-Fivoriana momban'ny ASCAL
-Tatitra momban'ny ASIEF
-Fampandrosoana ny taranja...
Misaotra antsika rehetra ary manantena ny fahatogavana ny tsirairay.
19/02/2020
MEFTT RÈGLEMENT INTÉRIEUR🏓🏓🧐👩🏫⛔️🕑🇲🇬
29/01/2020
MEFTT dia manasa anareo 'TENNIS DE TABLE' rehetra mba ho tonga hivory sy hifampiarahaba ao amin ny Efitrano 'SALLE DE COMMISSION' eo amin ny PLAN ny Zoma 07 Febroary amin ny 01 ora tolak andro. Taomy ny namanao. Manatena ny fahatongavanareo tsirairay.