67 City Fc

67 City Fc

Share

Foot Hafa Mintsy

09/06/2026

🚨 Araka ny vaovao nampitaina taminay izao dia nisy nanatitra io hariva io i Dereck.

Misaotra antsika isika πŸ™πŸ™

09/06/2026

πŸŸ‘β”ƒπ—₯π—œπ—–π—žπ—¬ πŸ§€πŸ†
βšͺβ”ƒπ— π—˜π—œπ—Ÿπ—Ÿπ—˜π—¨π—₯ π—šπ—”π—₯π——π—œπ—˜π—‘ – 𝗨9
βš«β”ƒπ—π—¦π—˜π—  𝗧𝗒𝗨π—₯π—‘π—”π— π—˜π—‘π—§ ⭐

Photos from 67 City Fc's post 09/06/2026

🚨 OMBAY MITADY

Hoy ny reniny,
"Salama tompoko, raha sendra mba hitanareo mandehandeha agny, zanako i Derek, zokin'i Ricky tsy nody antrano omaly, niala trano tamin'ny 6h maraina izy sy zokiny, rehefa tonga tany ampianarana nitsoaka de tsy mbola hita hatramin'izao ora anoratako izao, miangavy re tompoka izay mahita azy"

Akanjo nanaovany sweat Γ  capuche noir dia mitondra sac Γ  dos.
Laharana azahoana ny fianakaviany: 032 44 001 42

08/06/2026

🚨JOURNΓ‰E DE RECRUTEMENT U17(nΓ© en 2010)

Amin’ny sabotsy ho avy izao amin’ny 06 ora maraina ao amin’ny Malacam Antanimena.
Aza adino ny: copia, certificat de rΓ©sidence, certificat de scolaritΓ© ary sary tapaka.

08/06/2026

πŸŸ‘βš«β”ƒπ‘ͺπ’Šπ’•π’‚π’•π’Šπ’π’ 𝒅𝒖 𝒋𝒐𝒖𝒓 πŸ’¬
Β« 𝑷𝒆𝒓𝒔𝒐𝒏𝒏𝒆 𝒏𝒆 π’π’‚π’ŠΜ‚π’• 𝒑𝒓𝒆̂𝒕. π‘ͺ𝒉𝒂𝒄𝒖𝒏 𝒂𝒗𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒆𝒏 𝒂𝒑𝒑𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒕, 𝒆𝒏 π’†π’”π’”π’‚π’šπ’‚π’π’• 𝒆𝒕 𝒆𝒏 𝒐𝒔𝒂𝒏𝒕 π’“π’†π’„π’π’Žπ’Žπ’†π’π’„π’†π’“. πŸ–€βœ¨ Β»

Photos from 67 City Fc's post 07/06/2026

πŸ’›πŸ–€ NOS Champions πŸ₯°
Merci les gars πŸ’―

07/06/2026

EN FINALE πŸ”₯πŸ”₯
U9

07/06/2026

Eny amin'ny kianjan'ny betongolo ny fotoana androany manohana ny ankizintsika πŸ’›πŸ–€

06/06/2026

ENFIN😁
Kely sisa dia vita ny lalana ety an-tanΓ na πŸ₯³

Photos from 67 City Fc's post 05/06/2026

πŸŸ‘β”ƒπ—π—¦π—˜π—  𝗧𝗒𝗨π—₯π—‘π—”π— π—˜π—‘π—§ πŸ†
βš«β”ƒπ—–π—”π—§π—˜Μπ—šπ—’π—₯π—œπ—˜ 𝗨13 ⚽✨

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
101