As Jet Élite

As Jet Élite

Share

Pejy hanarahanao ny vaovao sy ireo tsara ho fantatra momban'ny As jet élite

14/03/2025

Détection joueur 2008- 2009
Terrain Enam Androhibe
Samedi 9h

12/02/2025

⚽⚽ Ecole de foot Jet Elite ⚽⚽

Aza misalasala miditra Mp aminay raha mahaliana anao

Misokatra ho an'ny ankizy 7 taona hatramin'ny 15 taona

05/02/2025

𝐄𝐜𝐨𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐟𝐨𝐨𝐭 𝐉𝐞𝐭 𝐞𝐥𝐢𝐭𝐞

⚽⚽𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐚𝐨𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐉𝐞𝐭 𝐞𝐥𝐢𝐭𝐞, ⚽⚽

👉Misy sokajy taona U9 - U11 - U13 - U15
👉 Ny Alarobia sy Sabotsy ny fanazarantena
👉 Eny amin'ny kianja Ambatolampy tsimahafotsy
🚌 Misy ny bus special joueur mitondra anao makeny.

🙏🏼Ry ray amandreny mahasoa ny zanakao ny Sport satria anisany fitaizana azy ho lasa vanona sy vonona izany,

❤️Aza misalasala ary mandefa hafatra MP raha maha liana anao, na ihany koa manantona ny birao foibe etsy Antsakaviro.

27/01/2025

𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐣𝐞𝐭 𝐞𝐥𝐢𝐭𝐞. 🏆🏆

👉Misaotra ireo nanohana omaly ihany fa dia iny fandresena iny no atolotray ho anareo mpanaraka.
👉Mitohy ny lalana tafita any amin'ny dingana 1/2 finale indray ihany koa ny U18 amin'ny section Ambohidratrimo rehefa nandresy Mpanjaka kids 2 noho 1.

❤️❤️Elite vonona , Elite vonona❤️❤️



Photos from As Jet Élite's post 21/01/2025

"𝐌𝐚 𝐠𝐫𝐚̂𝐜𝐞 𝐭𝐞 𝐬𝐮𝐟𝐟𝐢𝐭" 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐯𝐚 𝐧𝐲 𝐤𝐥𝐢𝐨𝐛𝐚 𝐉𝐞𝐭 𝐄𝐥𝐢𝐭𝐞🏆⚽

🙏🏼Natomboka tamin'ny fiarahana mivavaka ny taona 2025 hoan'ny eto amin'ny klioba Jet Elite.
Tsy afaka misaraka tokoa manko ny ara-panahy sy ara-batana ka anisany amolavolana ireo mpilalao ny fifaneraserana amin' Andriamanitra

🏆Maro ny fifaninana andraisana anjara amin'ity taona ity ary mbola ao anatin'izany ihany koa ny fiantrehana ny 1/4 de finale D2 sy 1/4 de finale U17 ny Section Ambohidratrimo.

👉Ny fisokafan'ny ecole de foot ihany koa efa hanomboka ny fandraisana ireo ankizy 6 taona hatramin'ny 15 taona

🙏🏼Araho hatrany ny pejy ary mirary taona mafinaritra ho antsika rehetra





11/11/2024

⚽⚽ 𝐄𝐜𝐨𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐟𝐨𝐨𝐭 𝐉𝐞𝐭 𝐄𝐥𝐢𝐭𝐞 ⚽⚽

🙏🏼Hisokatra amin'ity taona ity ny sekolin'ny baolina kitra eto amin'ny Klioba JET ELITE.

👉U10 - U13 - U15

🙏🏼Araho hatrany ny pejy ahitanao ny momban'izany ⚽⚽

10/11/2024

Tsy ho ela indray 🏆🏆🏆
Manomana mangina hatrany fa ny vokatra no avela hanakoako 🙏🏼🙏🏼



22/09/2024

Miara mifaly ,miara ory izay no atao hoe ekipa iray.❤️😭

Tsy amin'ny fifaliana ihany no ampisehoana ny atao hoe ekipa fa na amin'ny fahoriana ihany koa,

Tsy eny ambony kianja irery ihany koa no mifanohana sy mifampahery fa amin'ny fiainana satria toy fianakaviana kely iray isika

Namoy ny reniny ny mpilalao AAndriamihaja Tsihoaranana i Ramse.

Ny mpitantana sy ny mpilalao rehetra dia mampahery anao ary mamangy fahoriana ihany koa.❤️🙏🏼

Photos from As Jet Élite's post 18/09/2024

⚽🗝️Ny fanomanana ihany no ahazoana vokatra tsara.

💪Fanomanana tsara rindra mifanaraka amin'ny tanjona ho tratrarina.

As jet Elite ❤️❤️



12/09/2024

👉 2ans avec 🏆🏆🏆🏆 🎉🎉🎉💯

Miasa mangina fa vokatra no hitsarana, mitohy indray ny kotrana ⚽⚽✌️🇲🇬

Mila ampafantarina ny mpilalao fa miady aloha vao mandresy

Taizana anaty fanetretena izy ireo mba hafahana manatanteraka nofinofy.

Miasa mangina ihany koa mba hifantoka tsara amin'ny tanjona ka ny vokatra no avela anakoako avy eo

❤️🙏🏼Misaotra an'ireo sponsors manohana anay hatrany❤️❤️





Alefa jet elite ⚽⚽🇲🇬🇲🇬

01/09/2024

💪💪🎥🎥💪💪⚽💯

29/08/2024

❤️❤️Mirary soa foana lesy Zandry kely 🏆❤️

Joueur faha 3 lasa any ivelany tato aminay i Tiary.

👉Mbola ho avy ny manaraka fa efa eo ampikarakarana

Hanohy ny nofinofiny amin'ny baolina kitra izy⚽⚽

Mirary ny tsara hatrany zandry malala ❤️❤️❤️.

Nouvelle recrue ⚽️🎓

Félicitations à Tiary Mirija Nathanaël de l'As Jet Mada (Madagascar)

𝗡𝗼𝘂𝘃𝗲𝗹 𝗲́𝗹𝗲̀𝘃𝗲 𝗱𝘂 𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁-𝗲́𝘁𝘂𝗱𝗲𝘀 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗹𝗮 𝗿𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲́𝗲 𝘀𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟰-𝟮𝟬𝟮𝟱
Découvrez toutes les modalités d'inscriptions au sport-études pour venir nous rejoindre à la rentrée prochaine ! ⤵
https://www.footbreizhacademie.com/section-sportive.../

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antanimena
Antananarivo