Edouard Martial Art Association

Edouard Martial Art Association

Share

🥊 Défends-toi - Progresse - Domine.

Avec Sifu Edouard (instructeur certifié)
JFGF
JKD
SDT
W.C
S.D
▶️Cours en salle / cours privé
📍 Dojo aska 67ha
MADAFITNESS 67HA

📲 0343178112
👉 C’est maintenant ou jamais.

12/05/2026

Le danger ne prévient pas.
Apprenez à vous défendre, à réagir et à prendre confiance en vous dans un cadre sérieux et motivant.
📍Lieu : Dojo Aska
📅 Rentrée : Samedi 16 Mai
🕜 Heure : 13h30 à 15h30
Que vous soyez débutante ou non, ce club est ouvert à toutes les femmes souhaitant apprendre à se protéger et développer leur assurance. 🥋
📩 Inscrivez-vous dès maintenant …

06/05/2026

Nahafinaritra ny fiarahana tamin'ny zalahy teto, donadona mafy mafy fa natao arapirahalahina hatrany👊👊👊

Jun fan kick boxing ilay thème teto ary somary nanao endurance kely.
Tsy tonga lafatra ilay izy fa ilay fiarahana no tena zavadehibe

Rdv 14 ndray zalahy aaaa🙏🙏

06/05/2026

⚠️⚠️ Alerteeeeee⚠️⚠️

Fidio tsara ny namana fa mampijabaka😱

Hitany oe milalao hay ady ialahy
Entiny ianteherana, ary lasa izy mihitsy misetrasetra de oe ho arovan'ialahy🙄

👉 Tadidio
Raha miaro azy ialahy ka mandratra anilay olona eo na mahafaty dia ialahy zay no ho voasazy eo fa tsy izy mihitsy👽 .
Raha tsy miaro ialahy de lazainy ndray hoe tsy tia namana eeee, zany ve mba akama eeee.
👇👇👇
Tsarovy anefa fa sarotra no mi maîtriser coup ao anaty TENA ADY.

Raha migadra eo IALAHY, nga izy anampy anla ? Nga izy anatibary anila isanandro any ?

FEHINY:
Fidio tsara le namana eeee🙏🙏🙏

05/05/2026

⚠️⚠️
Samedi 16 Mai… la date se rapproche.

La rue ne prévient pas.
Savoir se défendre, ce n’est pas un luxe… c’est une nécessité.

👉 Apprends à réagir sous pression
👉 Gagne en confiance et en contrôle
👉 Protège-toi, protège les tiens

Ce n’est pas juste un entraînement… c’est une prise de pouvoir sur toi-même.

⚠️ Places limitées — ne reste pas spectateur.

📞 Contact : 034 31 781 12

Le moment, c’est maintenant.

29/04/2026

Salama daholo,
Averiko ito ranty ito satria betsaka ny zavatra tsara azavaina ihany.

Rehefa ianatra ny olona iray dia tokony hisy fahazotoana fa tsy antery. Eny, mety oe misy obligation na pression any ho any fa ny zavadehibe aloha dia ny fitiavana sy fahazotona.
Ialao lavitra ilay mitady excuse lava re aaaa, de ilay mitady ny zavatra tsy misy. Ka zao, ka zao... Tsy androso mihitsy ianao raha tsy manana fanapakevitra.
Mila sacrifice rehefa manao zavatra 1, rehefa ni s'engager ianao anao ilay izy dia tanterao.
Ataovy priorité foana ilay izy satria latoa nataonao dia tinao. (ny asa ihany angamba na marary no oe tsy azo apndeferina.) Tadidio ny fahombiazanao dia miankina aminao fa tsy ny mpampianatra, na hoe ny anaranilay sekoly.
Mahaiza manampy ny tenanao hanana fahazotoana. Tefeo izy, fehezo ary ahitsio mba anaraka ny zavatra tokony tanterahiny.
Ary farany, aza manao zavatra antery sy tsy vokatry ny fo. Fadio.

26/04/2026

Women’s Street Defence 🚨
2ème vague

👉 RENTRÉE SAMEDI 16 Mai 2026👈

La rue teste les faibles.
Nous formons des femmes prêtes.

🔥 Technique
🔥 Mental
🔥 Réaction

Plus de doute. Plus d’hésitation.
Seulement des actions.

👉 Entrainement 2samedi / mois
👉 Lieu DOJO ASKA 67ha
👉 Horaire: 13h30

Inscription des maintenant 👇👇👇
034 31 781 12

20/04/2026

Envie de te renforcer et d’apprendre à te défendre ?
👇👇👇
Rejoins nos cours de sport, d’arts martiaux et de self-défense.
Que tu sois débutant ou avancé, viens développer ta condition physique, ta confiance et ton mental.

Ici, on ne parle pas… on progresse.

📞 Contact : 034 31 781 12
📍 Lieu : Madafitness 67ha
🕒 Horaires :Samedi 8h30

👉 Ta progression commence maintenant.

18/04/2026

"Rehefa mbola afaka mamboatra fotoana dia mianara. Rehefa tsisy fotoana intsony ianao vao ho tsapanao hoe tahak'izay ihany."

Betsaka ny miteny amiko oe ho avy fa izao, hoa vy aho fa izao sy zao.
Tsotra be ny avaliko azy hoe: " rehefa tinao sy ilainao io de tongava fotsiny fa aza maneho fanazavana be 👌

12/04/2026

"Intercepter avant d’être touché."
C’est survivre."

Chaque samedi a 8h30
Madafitness 67ha

A partir de 8ans
Information 034 31 781 12

10/04/2026

Te hitovy amin'ny olona...
Te hanao izay ataony ranona...
Te hanana izay anany ranona...

.. Nefa tsy hainao fa ao ambadika ao misy mkifa ny life-nao, nefa ao ambadika ao misy mitsiriritra ny anananao, ne fa ao ambadika ao misy maniry ny mba hilahatra aminao.

Fehiny: reveo izay ananana, ankasitrao izay antanana fa any andro iray ianao tsy maintsy hanana. 👍

10/04/2026

“Dans l’art de Bruce Lee, celui qui maîtrise le déplacement contrôle le combat avant même de frapper.”

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


67ha/itaosy
Antananarivo
102