Tranombitsika

Tranombitsika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tranombitsika, Sport & recreation, Tranombitsika, Antananarivo.

FIDASIANA : an-trano na anaty ala
FANDRAISANA LANONANA : an-trano na ankalamanjana
TOERAM-PIVORIANA
FISAKAFOANA
TOERAM-PANATANJAHANTENA

[email protected]
Tsidiho https://scout.mg/tranombitsika - Kianja filasiana
- Espace Vitsika
- Kianja filalaovana
- Ivotoerana Fiofanana Tily eto Madagasikara (IFTEM)

Mandefasa email amin'ny [email protected] raha maniry hampiasa ny toerana

11/08/2026

FIFITI

11/08/2026

Fifity

09/08/2026

📍Miainga avy aty Toamasina ny fampitana mivantana ny fanokafana ny FIFITI 2026
🎬 Araho ary!!

28/07/2026

📺 Fitrotrona am-bavaka ny hetska nasionaly rehetra:
📍LASY
📍FIFITI 2026

Ndeha hifampitrotro am-bavaka isika🤍

19/01/2026

Mandehana any amin'ny vitsika, ry ilay malaina, diniho ny fanaony, ka mba hendre

AKON'NY KRISMASY FIVONDRONANA VITSIKA
30/12/2025

AKON'NY KRISMASY
FIVONDRONANA VITSIKA

SAMBASAMBA _ KRISMASY HAFA KELY _ SEHO VOALOHANYFIVONDRONANA MPANAZAVA SY TILY ETO AMIN'NY TRANOMBITSIKA _ ANTSAHAMAROFO...
25/12/2025

SAMBASAMBA _ KRISMASY HAFA KELY _ SEHO VOALOHANY
FIVONDRONANA MPANAZAVA SY TILY ETO AMIN'NY TRANOMBITSIKA _ ANTSAHAMAROFOZA

Alahady 28 desambra @ 2 ora tolakandro
Hotronin'ny raiamandreny sy ny fokonolona manodidina ny tananan'ny Tily

Manasa an'ise ...

Nahazo fanamiana ny Sampana mavo ao amin'ny Fivondronana vaovao ao amin'ny TranombitsikaEfa manangasanga ny fitokanana i...
07/12/2025

Nahazo fanamiana ny Sampana mavo ao amin'ny Fivondronana vaovao ao amin'ny Tranombitsika
Efa manangasanga ny fitokanana io Fivondronana io

Address

Tranombitsika
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tranombitsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tranombitsika:

Shortcuts

Share