07/02/2023
Tsara bika fitness
Salle de fitness et remise en forme
07/02/2023
Bonjour membre , no manomboka ny Fetintsika Ny 11 Février izao;
Nb: Samy misakafo any an-tranony avy isika fa Manao +++ na Kaoti kaoti isika
boisson izay hosoitroina eo...
15/08/2022
Papaye vao maraina
Bonjour daholo,
Mivoha isika androany an, demi journée
06/04/2022
Amin'ny asabotsy amin'ny 8ora sy 30mn ka hatramin'ny 9ora sy 30mn ny fotoana eto amin'ny salle Tsara Bika Fitness - CBA Alasora amin'ny zumba miaraka amin'ny coach Andry! Tongava hanala zy sady haka fahafinaretana e! Mbola gratuit io an!
04/04/2022
Zao hono ny ambiancenay rehefa manao zumba e! Merci coach Andry
29/03/2022
Eh! o! Aiza daholo indray ary e! Ndao handihy e! sady manala stress! ZUMBA ET DANCE AFRO FIT miaraka amin'i coach Andry, amin'ny asabotsy izao gratuit manomboka amin'ny 9ora maraina ka hatramin'ny 10 ora eto amin'ny salle Tsara Bika Fitness CBA Alasora by pass.
Hiaraka isika an!
23/03/2022
Que voulez vous faire:
- remise en forme
- cardio
- fitness
- musculation
- ou autres exercices physiques?
La salle Tsara Bika Fitness CBA By Pass Alasora est toujours prête à vous satisfaire. Elle est ouverte du lundi au samedi de 5h30mn du matin à 19h30mn du soir.
Des coachs seront là pour vous accompagner durant vos exercices.
Eh!Eh!Eh! N'oublie pas notre rendez-vous pour:
- le club de danse tous les samedis de 9h à 11h
- le cross fit tous les vendredis matin
Alors venez vite!
Rien n'est impossible!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
CBA Alasora
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 05:30 - 19:00 |
| Tuesday | 05:30 - 19:00 |
| Wednesday | 05:30 - 19:00 |
| Thursday | 05:30 - 19:00 |
| Friday | 05:30 - 19:00 |
| Saturday | 05:30 - 19:00 |