Iron Sport Talatamaty

Iron Sport Talatamaty

Share

Pour votre santé, n'oubliez pas de faire du sport

18/05/2026

☘️🔥RANDO FESTIVAL 1er ÉDITION🔥☘️

Rando sur le thème : Joie de vivre 🌸🌺🪷💃🕺

Dress code : Couleur fluo ( afaka manao déguisement maivana ) 🎨🎨🎨

Avis à tout les passionnés ( Débutant, confirmer, Pro, Trailer, ou seulement curieux d'aventure ) 🎯🎯

🎯🎯 SAMEDI 06 JUIN 🎯🎯

Circuit : ANGAVOKELY ( natao circuit maivana mety am rehetra ) 🏔️⛰️🏞️

Aux programmes :

Animation zumba au départ
Rando proprement dite
Petite partage d'aventure
Plusieurs jeux tout au long du circuit
Collation
Déjeuner ( 7 000 Ar )

Paff : 48 000 Ar

Inclus :

Transport 🚌
Collation 🍞🥂
Frais de Guidage 🏃
Jeu et Animation 🎮🎮🎰

Inscription avant Mardi 02 Juin (par Mvola)
Tel : 034 66 800 76 ☎️☎️

Départ rond point Bani Ivato 06h00 ⌚⌚

Ramassages :

Rond point Jovena Masay 06h15 🎯
Rond point Ambohimangakely 06h30 🎯

ÉVÉNEMENTS sponsorisés par :

Beauté Klub 🔥
Instant à soi 🔥
Kaly Atoandro 🔥
JDA 🔥
IRON SPORT 🔥

13/05/2026
01/05/2026

# nolimit

12/04/2026


25/02/2026

❌Olona tsy Misy atao fa mandany vola sy andro mikotrana !
❌Midépre ireny dia lasa mikotrana eh !
❌Mandeha mitady lehilahy no hidiran’ireny salle de sport!
❌Te hajavona anga no mikotrana , olona efa kely be io!
❌Ianareo akia toa mikotrana foana anefa toa tsy misy fiovana !
❌Ny anareo akia toa io vody io foana no atao rehefa makany @ salle !
❌ Vody efa ngeza be io akia koa mbola angezaina ihany!
❌Nga tsy te hiteraka intsony hono no mandeha manabe hozatra !
Mbola mahita afa ve ianareo ?
Alefaso ao @ commentaire koa ny Kiana Efa nahazo anareo

23/02/2026

🎉🎉Bon plan Rando🎉🎉

☘️🔥Réservez vos places, 🎉

🏞️🏞️🏞️Rando Manazary Chute d'Abu Dahabi , Samedi 07 Mars 🏞️🏞️🏞️
RN4

Raha Mbola misalasala ianao oe inona Ilay sport tokony ho atao dia mety aminao ity aventure iray ity 🎉🎉🎉🔥 Mitaiza vatana anty natiora ☘️☘️

👨‍👩‍👧‍👧👨‍👨‍👧‍👧👩‍👩‍👧👨‍👩‍👧‍👦👩‍👩‍👦‍👦Mety en famille, entre amie, en groupe, en couple , en solo aussi fa be akama vavao be any 👩‍👩‍👧‍👦👨‍👩‍👧‍👦👨‍👩‍👧‍👧👨‍👩‍👧‍👦👨‍👨‍👦👨‍👨‍👧‍👦

Ataovy confortable tsara ny kiraro😊

⌚⏰⏱️⏳Depart 06h00 Rond point Bani Ivato (Zéro re**rd please)⏰⌚⏰⏱️

🧀🥖🌭🍗NB : Mba tsy ho taraiky tsika am le depart maraina be am resaka sakafo dia misy ny solution Kaly Atoandro izay miara miasa am tsika pour 7 000 Ar seulement 😋🌭🍕🥖🧀🍔

🎯🎯 Ireo Zavatra fady : Kisoa , tongolo gasy sy tongolo 🎯🎯

🎯🎯Inscription obligatoire avant le Mercredi 04 Mars par Mvola au 034 66 800 76 🎯🎯

Paff 48 000 Ar ⛳ plus 7 000 Ar raha miaraka am sakafo Atoandro 😋

Inclus :

Transport
Frais de guidage
Collation
Jeu et animation

🎯NB : aza adino ny sotro, ny rano sy satroka ary kitapo itondrana kaly Atoandro

En collaborations avec :

Klub

à Soi

Sport Talatamaty

Atoandro

Jeunes Dynamiques de l'Aéronotique



Tel 034 66 800 76
2025 miova 2026 rehefa mamaky azy fa nisy disodiso kely 🫢

⛷️🏂🏂🏌️🏄🏄⛷️🤺⛷️🎣🎽🥋🚴

20/02/2026
12/02/2026
11/02/2026
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Talatamaty
Antananarivo
105