18/12/2025
vahotra ny lela tohina ny fo raha vao naheno hoe lasa ilay kitana iray ho any kick boxing eto Madagascar
IZAHAY ETO AMIN'NY CLUB ZAMI DIA MIARA ORY AMIN'NY FIANAKAVIANA SY NY CLUB TAMIA MIRARY FIONONANA FENY FENO HO ANAREO FIANAKAVINA SY NY CLUB TAMIA IZAHAY
MAHAIZA MIONONA TOMPOKO TOMBODLANA NY AZY 😥😥😥😥
13/11/2023
Fehiny ady omaly
Combattants 3
1tsy niady nisy ny fahatarana niakatra teo ambony ring ary izy irery no resy tamin'izay fahatarana izay tao amin'ny gymnase 🥺🥺
1 resy iany koa na dia hita fa maharesy ary 🥺🥺
Ary 1 farany naharesy 🥺🥺
Tsy kivy fa ny manetsa be mbola ho avy
Team ZA.MI 💪🏿💪🏿🇧🇪🇧🇪🇧🇪
22/05/2023
Voalohany indrina aloha dia misaotra betsaka ny mpikarakara Kick Boxing Avenir 🇨🇵
Misaotra betsaka any maitre RICHARD (DIT MAITRE DIDA) nazoto nampikotrana anay 🇧🇪🇧🇪🇧🇪🙏🙏❤️
Isaorana iany ko madame présidente ny club TEAM ZA MI nanoahana ara morale ary matériel ho anay TEAM ZA.MI ❤️❤️❤️🇧🇪🇧🇪
Isaorana koa ny club misy anay zay mpanohana voalohany 🙏🙏🇧🇪🇧🇪❤️❤️
Tsy hadino ko ianareo izay nanohana anay 🙏🙏
Azo natao hoe tsara ny vokatra ny combat izay natao omaly 21 mai 2023 izay natao tao gymnase couvert mahamasina satria 3 combat dia 2 victoires 1 défaite 💪💪
Team ZA.MI
13/05/2023
Team ZA.MI
Vita ny face à face androany dia le 21 ny ady no mandea
Bonne chance la team 🙏🙏❤️❤️💪🇧🇪🇧🇪
01/11/2022
RELÈVE TEAM ZA.MI
KETA KELY ❤️
MAHAFINARITRA AKY NAHAVITA NY ROUND HATRAMIN'NY FARANY ❤️❤️❤️
10/10/2022
Résultats combat omaly azo atao hoe tsara iany vokatra ❤️❤️🙏🙏
9 combattants
2 défaite
Combat iray najanona fa hariva loatra ny andro 🙏🥺
6Victoir
🙏🙏💖💖
23/06/2022
La team te souhaite un bon anniversaire 🙏🙏 SAROBIDY dit BAJY
Bajïy Adolantsentoto
08/06/2022
Faly miarahaba antsika rehetra
Tongasoa eto am pejy TEAM ZA.MI Tsimbazaza.
Mankasitraka