GBIM TV

GBIM TV

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GBIM TV, Sport & recreation, LOT IVP 39 ANTSALOVANA 67 HA NORD EST, Antananarivo.

09/09/2025

Manasa anao hanaraka ny fandaharana "Bitsiky ny mpianakavy" .

Ho arahinao mivantana eto amin'ny GBIM TV ny Alarobia 10 Septambra 2025 amin'ny 4ora hariva.

Mpanolotra : Aina Fitia, Radotiana, Ny Rasolonirainy, Onjasoa.

Fiarahamiasan'ny "Gazety Bitsiky ny mpianakavy" sy ny Natiora Radio 98.2 Fm

24/03/2023

⚽️
Fandaharana anarahanao:
⚽️ny fintin'ny lalao baolina kitra izay nokarakarain'ny UCM " " andian'ny faharoa tao @ Gymnase couvert Mahamasina, ka ny tafiakatra t@dingana famaranana t@izany dia ny ekipan'ny Vs
⚽️ ny voka-dalao an'ireo championnat 5 lehibe tao Erôpa sy ny fifindran'ny mpilalao sasany anaty ekipa hafa.
📺
traikefa ny tanora
fahalalana ho an'ny rehetra

11/03/2023

Manan-danja eo anivon'ny fiarahamonina ny 🥰. Ny no andro natokana entina ankalazana izany.
Mitondra fampahafantarana sy fahalalana momban'izany ary entina eto ny hevitrin'ny olona teny an-dalambe nifanojo anay àry.

'ny vehivavy🤱🤰
📺
traikefa ireo tanora
fahalalana ho an'ny rehetra

27/02/2023

🎬☘️Ho arahantsika ato anaty ny horonantsary ny fambolen-kazo izay nataon'ny tany ANDRANOVELONA ny Sabotsy 18 Febroary 2023.🌴

🌷Mirary herinandro finaritra ho antsika!🥰
📺
traikefa ireo tanora
fahalalana ho an'ny rehetra

22/02/2023

online


▶️📲 Amin'ny ENDRINY VAOVAO‼️
▶️ Hitondra fandaharana vaovao indray ho anao sy fahalalana ho an'ny rehetra.📺🎬🎙️📽️

➡️Hanome traikefa ireo tanora.📝💪

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


LOT IVP 39 ANTSALOVANA 67 HA NORD EST
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00