02/06/2023
LA GRANDE FINALE OPEN HOMME
📅 - CALENDRIER DU SAMEDI 03 JUIN
📍 - LIEUX CAMP GENDARMERIE FORDUCHAÎNE
BASKET-BALL
02/06/2023
LA GRANDE FINALE OPEN HOMME
📅 - CALENDRIER DU SAMEDI 03 JUIN
📍 - LIEUX CAMP GENDARMERIE FORDUCHAÎNE
18/05/2023
SAMEDI 20 MAI
1/4 DE FINALE
NY CHRONO TOMPOKO DIA MBOLA CHRONO NON ARRÊTÉ HATRANY . 🙏🏿
13/05/2023
CALENDRIER DU DIMANCHE 14 MAI
1/8 ÈME DE FINALE
HIANGAVIANA MBA ALOHA AVANT MATCH NY DROIT REHETRA HOAN'IZAY MBOLA TSY NAHAFENO, TSY AFAKA HILALAO IZAY TSY NAHAFENO . MISAOTRA TOMPOKO 🙏🏿
10/05/2023
📅CALENDRIER DU JOURNÉE SAMEDI 13 MAI .
📍LIEUX : HJRA ANOSY
HIANGAVIANA MBA HITONDRA DROIT D'ENGAGEMENT IREO IZAY MBOLA TSY NAHAFENO NA IREO ZAY MBOLA TSY NANDOHA AZAFADY INDRINDRA . 🙏🏿
26/04/2023
SALAMA DAHOLO . 😊
IREO NY CALENDRIER AN-TSIKA AMINY WEEK-END 29 AVRIL SY 30 AVRIL . 🫱🏾🫲🏿
23/04/2023
23/04/2023
SIANAKA(49) vs FBBC forest(51)
22/04/2023
NDAO ISKET 1 ÈRE JOURNÉE . 🏀🫶🏽
22/04/2023
ZTMA ( 00 ) vs A D L ( 20 )
22/04/2023
E S I ( 54 ) vs R B T ( 16 )
21/04/2023
SALAMA DAHOLO
MINO IZAHAY FA EFA VONONA NY ÉQUIPE MPANDRAY ANJARA REHETRA, FA NY SABOTSY MARAINA ALOHA TOMPOKO MBOLA TSY AFAKA ASIANA MATCH . 😊
🗓CALENDRIER DU SAMEDI 22 - DIMANCHE 23 AVRIL
📍LIEUX : HJRA ANOSY