École de foot BISON

École de foot BISON

Share

🦬BISON FC🦬
🩷🤍❤️

03/02/2026

Bonjour daholo e, hoanareo izay manampanirina te hiaraka ilalao miaraka aminay Dia misokatra ho antsika rehetra ny recrutement D2 hoany taompilalaovana 2026 et 2027, mandritra ny volana février iray manontolo ity, ka raha manampanirina ianao Dia tongava manao teste ato aminay, Ary ity n'y laharana tel azonao ifandraisana direc @ Coach SOLO 034.19.906.00 tsara ianao miantso mivantana MBA anazavana tsara momba n'y rehetra, n'y toeranao anaovana test eny @ digue anosizato ankaiky jirama, andro fikotrananay Sady andraisany mpanao tes Dia lundi s'y vendredi hiany @ 12 Ora tsy diso. Merci

26/08/2025

Félicitations au BAREA
Félicitations à MADAGASCAR
En route pour le final 🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️

06/07/2025

MATCH DAY
BISON FC Vs ZANAPOSA FC
1/4 FINALES

03/07/2025

NEXT MATCH
BISON FC vs ZANAPOSA FC
12:00 au terrain ANTANIKATSAKA le 06/07/2025
Venez nombreux pour soutenir notre équipe pour ce 1/4 de final❤️

Photos from École de foot BISON 's post 01/07/2025

Vas_y les gars🐃⚽

05/06/2025

Nous recherchons un gardien de but sérieux et motivé, mesurant idéalement 1m80 ou plus, pour renforcer notre effectif. Mp

29/04/2025

SALAMA DAHOLO EE: hoantsika rehetra mpakafy NY club BISON FC s'y maniry mafy mba te hilalao miaraka aminay dia manaraha tsara ny pages misy anay fa ho avy tsy ho ela ny test ary samia mivonona dien'i zao, ary tsara ny mampahafan- tatra fa mila mitondra fanamina complet ianao, na inona ny toerana misy anao, Ary misy droit 5.000Ar izany test ataonao izany na voaray ianao na tsia. Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia tsy miova ny laharan- tarobia ahafahanao miresaka amin'ny coach SOLO: 034.19.906.00 mankasitraka.

06/04/2025

KICK OFF

06/04/2025

MATCH DAY
BISON FC Vs Kintana Football Academy 2

02/04/2025

NEXT MATCH
BISON FC Vs Kintana Football Academy 2
CE FIMANCHE 06/04/25
Terrain Amboanjobe a 80:00

02/03/2025

full time
1-1

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00