As MIAL Football

As MIAL Football

Share

AS MIAL Football est une équipe de foot amateur évaluant à Antananarivo. Les membres sont issus de la

Photos from As MIAL Football's post 14/06/2025

Mankasitraka fa nahazo kotrana milay e! Mankasitraka Mandrava Piegues sy ny ekipa rehetra

Photos from As MIAL Football's post 11/06/2025

Kotrana individuel!
Tafandaka hatramin'ny mpanao jean. Hahaha

Photos from As MIAL Football's post 11/06/2025

Ela2 tsy nisy vaovao.
Miverina miandalana ny kotrana sy ny fifaninana isan-karazany!
Match amical jeux à 11 teny am ELGECO PLUS
Sabotsy 07/06/25
Alefa foana!!!

Photos from As MIAL Football's post 23/01/2025

Miverina tsikelikely ny kotrana maraina ho an'ny As MIAL Football
Tanjona vaovao indray!!!
2025

Photos from As MIAL Football's post 18/01/2025

Mahamasina 19/01/25
As MIAL Football Match amical
Mitohy foana ny lalana
Fitiavana sy Firahalahiana

Photos from As MIAL Football's post 18/11/2024

AS MIAL miara-mirona!!!
Mankasitraka zalah

Photos from As MIAL Football's post 15/11/2024

Tany ho any...
Kotrana, tournoi, fiarahana
AS MIAL

Photos from As MIAL Football's post 09/09/2024

Team AS MIAL
Match amical teny amin'ny terrain Elgeco plus
Milay zalah!!!!

Photos from As MIAL Football's post 15/08/2024

Mitohy foana ny kotrana ho antsika AS MIAL!!!
Vita ny androany dia amin'ny Alahady indray
Miara-miatrika dia miara-mandroso

Photos from As MIAL Football's post 08/08/2024

Rehefa niato kely dia miverina indray ny kotrana ho an'ny ekipa.
Eo am-panomanana ny 8ème de final indray!
Mandroso foana foana e

Photos from As MIAL Football's post 13/06/2024

Miverina ny kotrana rehefa nisy pause kely une semaine.
Hanomana match amical 2 misesy indray!
As MIAL Football

Photos from As MIAL Football's post 23/05/2024

Ny androaninay!!! Footing maraina narahana touche de ballon maivana.
Teny Betongolo teny
As MIAL Football

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo