16/05/2026
MIFALIA MANDRAKARIVA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EDEN Events Ambohimangakely, Recreation Center, Ambatomitsangana Ambohimangakely, Antananarivo.
16/05/2026
MIFALIA MANDRAKARIVA
27/08/2024
Mankasitraka ny fianakaviana Loholona TAHINA nisafidy manokana niaraka nifaly taminay teto @ Eden Events 💟🎊 ny 25/08/24
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo 👋👋 ary manantena ny mbola hiaraka hatrany isika🎊🎊
18/08/2024
Mankasitraka anareo mbola nisafidy indray niaraka nifaly taminay teto @ Eden Events 💟🎊 anio 18/08/24
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo 👋👋 ary manantena ny mbola hiaraka hatrany isika🎊🎊
16/08/2024
Misaotra sy mankasitraka ny fianakaviana RAZANO sy RAZAFINTSOA ary ny F.T.Dadanaivo nisafidy manokana niara nifaly taminay teto @ Eden Events Ambohimangakely ny Alakamisy 15 Aogositra lasa teo⛲🌈💃
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo ary mino izahay fa afa-po tanteraka ianareo 😇🥰
Miezaka hatrany izahay manatsara sy manome fahafaham-po antsika rehetra 🥰😍
Manantena ahita anareo @ manaraka indray ❤
👉Raha misy fanamarihana na fanavaozana tinareo resahana de misokatra ho antsika izahay ao @ hafatra miafina na miantso mivantana fa mahafaly anay indrindra izany mba hanavaozanay ny fandraisana sns....na hetahetam-po ihany koa 🫱🏻🫲🏼🫶
Misokatra ho @ fiaraha-miasa rehetra izahay tompoko : fivorim-pianakaviana ,anniversaire,camping,lasy,fitsangatsangan'ny fiangonana,fiarahana mpiara miasa ,fety maro samy hafa ankalamanjana 🍾🍻
Manasa anareo tsy ankanavaka hanaraka tsy tapaka ny pejy afantarana ireo tolotra misy eto @ Eden events Ambohimangakely 😊
Contact : 033 49 994 77 / 032 59 143 04
/ 034 81 700 73
Afaka mitafatafa ao anaty message privé ihany koa
22/01/2024
Misaotra sy mankasitraka ny Famille RASAMOELINA Maurice 🥇nisafidy manokana niara nifaly taminay teto @ Eden Events Ambohimangakely ny Alahady 21 Janoary 2024 lasa teo⛲🌈💃
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo ary mino izahay fa afa-po tanteraka ianareo 😇🥰
Miezaka hatrany izahay manatsara sy manome fahafaham-po antsika rehetra 🥰😍
Manantena ahita anareo @ manaraka indray ❤
🥰
👉Raha misy fanamarihana na fanavaozana tinareo resahana de misokatra ho antsika izahay ao @ hafatra miafina na miantso mivantana fa mahafaly anay indrindra izany mba hanavaozanay ny fandraisana sns....na hetahetam-po ihany koa 🫱🏻🫲🏼🫶
Misokatra ho @ fiaraha-miasa rehetra izahay tompoko : fivorim-pianakaviana ,anniversaire,camping,lasy,fitsangatsangan'ny fiangonana,fiarahana mpiara miasa ,fety maro samy hafa ankalamanjana 🍾🍻
Manasa anareo tsy ankanavaka hanaraka tsy tapaka ny pejy afantarana ireo tolotra misy eto @ Eden events Ambohimangakely 😊
Contact : 033 49 994 77 / 032 59 143 04 /0348170073
Afaka mitafatafa ao anaty message privé ihany koa
Ialana tsiny indrindra ny fahataran'ny fisaorana rehetra noho ny olana kely teto @ pejitsika tsy nety nandefana publication
Hiezaka izahay handefa miandalana ny fankasitrahana sy fisaorana rehetra ho anareo rehetra nisafidy manokana anay
17/09/2023
Misaotra sy mankasitraka ny Fiangonana FJKM Antsahamaina Famonjena 🥇nisafidy manokana niara nifaly taminay teto @ Eden Events Ambohimangakely ny Alahady 10 Septembre lasa teo⛲🌈💃
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo ary mino izahay fa afa-po tanteraka ianareo 😇🥰
Miezaka hatrany izahay manatsara sy manome fahafaham-po antsika rehetra 🥰😍
Manantena ahita anareo @ manaraka indray ❤
🥰
👉Raha misy fanamarihana na fanavaozana tinareo resahana de misokatra ho antsika izahay ao @ hafatra miafina na miantso mivantana fa mahafaly anay indrindra izany mba hanavaozanay ny fandraisana sns....na hetahetam-po ihany koa 🫱🏻🫲🏼🫶
Misokatra ho @ fiaraha-miasa rehetra izahay tompoko : fivorim-pianakaviana ,anniversaire,camping,lasy,fitsangatsangan'ny fiangonana,fiarahana mpiara miasa ,fety maro samy hafa ankalamanjana 🍾🍻
Manasa anareo tsy ankanavaka hanaraka tsy tapaka ny pejy afantarana ireo tolotra misy eto @ Eden events Ambohimangakely 😊
Contact : 033 49 994 77 / 032 59 143 04
/ 034 81 700 73
Afaka mitafatafa ao anaty message privé ihany koa
Ialana tsiny indrindra ny fahataran'ny fisaorana rehetra noho ny olana kely teto @ pejitsika tsy nety nandefana publication
Hiezaka izahay handefa miandalana ny fankasitrahana sy fisaorana rehetra ho anareo rehetra nisafidy manokana anay
Dia mbola mamerina hatrany ny fialan-tsiny izahay tompoko
01/08/2023
Misaotra sy mankasitraka ny Fikambanan'ny mpilalao tantara sy mpanoratra ary mpilalao sarimihetsika Malagasy 🥇nisafidy manokana niara nifaly taminay teto @ Eden Events Ambohimangakely ny Alahady 30 Jolay lasa teo⛲🌈💃
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo ary mino izahay fa afa-po tanteraka ianareo 😇🥰
Miezaka hatrany izahay manatsara sy manome fahafaham-po antsika rehetra 🥰😍
Manantena ahita anareo @ manaraka indray ❤
Ho ela velona ny talenta Malagasy 🥰
👉Raha misy fanamarihana na fanavaozana tinareo resahana de misokatra ho antsika izahay ao @ hafatra miafina na miantso mivantana fa mahafaly anay indrindra izany mba hanavaozanay ny fandraisana sns....na hetahetam-po ihany koa 🫱🏻🫲🏼🫶
Misokatra ho @ fiaraha-miasa rehetra izahay tompoko : fivorim-pianakaviana ,anniversaire,camping,lasy,fitsangatsangan'ny fiangonana,fiarahana mpiara miasa ,fety maro samy hafa ankalamanjana 🍾🍻
Manasa anareo tsy ankanavaka hanaraka tsy tapaka ny pejy afantarana ireo tolotra misy eto @ Eden events Ambohimangakely 😊
Contact : 033 49 994 77 / 032 59 143 04
/ 034 81 700 73
Afaka mitafatafa ao anaty message privé ihany koa
25/06/2023
Misaotra sy mankasitraka ny Sekoly Nidou 🥇nisafidy manokana niara nifaly taminay teto @ Eden Events Ambohimangakely ny zoma 23 jona lasa teo⛲🌈💃
Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo ary mino izahay fa afa-po tanteraka ianareo 😇🥰
Miezaka hatrany izahay manatsara sy manome fahafaham-po antsika rehetra 🥰😍
Manantena ahita anareo @ manaraka indray ❤
👉Raha misy fanamarihana na fanavaozana tinareo resahana de misokatra ho antsika izahay ao @ hafatra miafina na miantso mivantana fa mahafaly anay indrindra izany mba hanavaozanay ny fandraisana sns....na hetahetam-po ihany koa 🫱🏻🫲🏼🫶
Misokatra ho @ fiaraha-miasa rehetra izahay tompoko : fivorim-pianakaviana ,anniversaire,camping,lasy,fitsangatsangan'ny fiangonana,fiarahana mpiara miasa ,fety maro samy hafa ankalamanjana 🍾🍻
Manasa anareo tsy ankanavaka hanaraka tsy tapaka ny pejy afantarana ireo tolotra misy eto @ Eden events Ambohimangakely 😊
Contact : 033 49 994 77 / 032 59 143 04
/ 034 81 700 73
Afaka mitafatafa ao anaty message privé ihany koa
02/06/2023
Ndao ndray hiaraka aminay hankalaza ny fetin'ny Reny ny Alahady 4 jona ho avy zao eto @ EDEN Events Ambohimangakely
Ento mitsangatsangana miaraka @ ankohonana rehetra ary MAMA e!!
Makamaka rivotra kely sy miala voly,miaraka misakafo @ Mama tsika
Misokatra ho anareo izahay aminio ka ento ary ny namana sy ny havana hiaraka hifaly
Afaka hitondrana sakafo sy boisson ato aminay - afaka andrahoina sakafo,anaovanareo grillade party sns ihany koa!!
Ento ny tsihy sy lafika atoritoriana eny ambany hazo malomaloka ary e!
Misokatra @ 8ora maraina ny toerana an!!
Misokatra ho amin'ny fiaraha miasa maro be ko izahay : lasy,fivoriam-pianakavina na fiangonana sy fikambanana maro samy hafa ,mariage,anniversaire,camping,mpiara miasa ,feu de camp sns!!
Vidim-pidirana tokana 2000 a r!!
Bord de route principale 10m miala ny arret bus zone Ambatomitsangana Ambohimangakely
Contact : 033 49 994 77 / 032 59 143 04
/ 034 81 700 73
Afaka mitafatafa ao anaty message privé ihany koa
02/06/2023
Mankasitraka antsika rehetra tonga t@ lundi de pentecôte niara nifety teto EDEN Events Ambohimangakely ❤😘
Tena nahafinaritra ny fiarahana nisy anareo rehetra tsy ankanavaka🥹🥰
Raha misy kihana na fanatsarana na sosokevitra de afaka teneninareo ao anaty hafatra miafina fa raisinay antanandroa hanatsarana hatrany ny tolotra 🫶
Misokatra @ fiarahamiasa rehetra izahay
Afaka miantso ny 033 49 994 77 / 032 59 143 04 /
Raha mila fanazavana fanampiny
18/05/2023
Oeeeeeeeee Oeeeeee
Efa misokatra izahay fa ianareo sisa no andrasana eeeee