BEST training Academy - Boost your English Skills and Techniques

BEST training Academy - Boost your English Skills and Techniques

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BEST training Academy - Boost your English Skills and Techniques, Antananarivo.

12/02/2025

Ity no fiofanana voalohany atolotray amin'ity taona 2025 ity. 🇺🇲💇‍♀️💇‍♂️💈🛳.

Resaka momban'ny tao-volo na coiffure izay ahafahan'ny mpiofana miasa any anaty sambo amerikanina mpitondra mpizaha-tany.

Miara miasa mivantana amin'ireo recruteur misahana izany tolotr'asa izany avy any ivelany avy hatrany ireo mpiofana rehefa mahafehy tsara ilay asa ao aorinan'ny fiofanana atony ato amin'ny BEST training.
🔥🔥🔥
🇺??💈💇‍♂️💇‍♀️
⛴️🛳 💵 💰

02/09/2019

Manomboka ny Asabotsy 07 Sept 2019 ho avy zao amin'ny 9ora maraina ny fiofanana arak'asa momban'ny " Anglais des affaires et du tourisme "
Toerana : Itaosy cité siniben-drano ( terminus bus 143, en face Restau-Bar "Crac Man")

27/08/2019

I totally agree👌

26/08/2019

Think about it deeply !!!

Have a blessed day

20/08/2019

Knowledge is not free. You have to pay attention 🙌

17/08/2019

"Mahay ny teny Anglisy" ve ianao fa tsy mety voaray miasa na koa hoe "tsy tena mahay ny teny Anglisy" anefa efa te hiasa?

Ny formation "B.E.S.T" dia afaka manofana ary koa mampianatra anao ny "ENGLISH FOR BUSINESS AND TOURISM" izay ahafahanao miasa ao anatin'ny fotoana fohy.

1) Ireto avy ny asa azonao hatao amin'izany :

- Asa birao ( miankina amin'ny fianarana nataonao )
- Call Center ( appel sortant et entrant )
- Tourism ( guide touristique )
- Hôtellerie ( réceptionniste )
- Restauration ( service de restauration )

2) Ankoatra ireo dia misy ny fampianarana manamboatra CV sy fanofanana miatrika ny "entretien d'embauche" momban'ireo asa voalaza ireo rehefa tapitra ny fianarana.

Andro fianarana : Asabotsy 9h - 12h
Toerana : Cité Itaosy ( terminus bus 143 )
Faharetany : 2 volana sy tapany ( 10 séances )
Fidirana : Asabotsy, 07 septambra 2019 amin'ny 9 ora. (Voafetra ny toerana)
Droit : 0 Ar
Sarany : 20.000 Ar isam-bolana
Misy ny Certificat zaraina rehefa vita ny fiofanana.

N.B : - Misy ny boky sy audio (support) omena maimaimpoana ( gratuit )
- Afaka mampianatra mitokana na formation particulier ihany koa izahay.

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia aza misalasala miantso ny laharana 032 40 880 13 / 033 41 523 21 / 034 11 310 04 na alefaso ao amin'ny hafatra miafina ny fanontanianao. Misaotra tompoko

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
102