21/04/2023
Anti delestage kl
Sérieux, Tempérament, Stabilité, Rapide
21/04/2023
Anti delestage kl
03/11/2022
Batterie Local Lithium io. Capacité 70A×4. Panneau 200watt×2. Miaraka special li-ion. Masaka ny nahandro d afa-po ny mpanjifa Mp na 0344733579/0330759665 ra intéressant
03/11/2022
Batterie local Lithium. Mafy toto ary tena mahavonjy taty tsy misy jiro namitana asa. Afaka manao creation batterie ho anao ko miaraka special Li-ion ho anao ra atao solair. 0344733579/0330759665
Efa maro no nanjifa fa afa-po
21/09/2022
Mafy ny adidy sy andraikitra fa vita ny anarany io e! Mirary tontolo andro ho antsika
10/07/2022
30/04/2022
Misaotra ny ao ambony fa vita soamantsara ndray loh ny adidy sy andraikitra nomena. Na dia efa reraka ihany ary. Dia misaotra ny Adn Placo Peintre niara niasa atr@farany.
Ho anao manana fanirina dia aza misalasala ihany ko no miantsoa anay na mandefa afatra miafina😊
0344733579 / 0330759665
23/04/2022
Adn Placo Peintre Raikitra ndray izy ty e! Mankasitraka miasa e!
Hoanao io koa. Aza misalasala miantso anay ra misy hetaheta tianao. Azonao antsoina avy atrany izahay
16/04/2022
Mankasitra Nahary manomeh tolon'tsaina mandrakariva.
0344733579 / 0330759665
16/04/2022
Asa tsotsotra no natao fa nahafinaritra
Tsy miova ny laharam-pifandraisana ra misy hetahetanao
0344733579 / 0330759665