02/12/2023
Kuloire,race pondeuse (TAZANIE)
1) 4mois dia efa manatody,ary manatody mandritrany 2taona(isanan-dro)
2) sakafony :afaka atao taiza gasy (katsaka,vary masaka,apombo,sns....)
3) Lanjany :rehefa tonga 4mois ny vavy +5kg,ny lahy +7kg
4) tsy mikotraka fa mantody isanan-dro,afaka akotrika akoho hafa ny atodiny,na vorona hafa
5)vidiny : 10000ar ny atody iray,25000ar ny zanany 1herinandro, 70000ar ny vavy lehibe ary 90000ar ny lahy
29/05/2023
08/05/2023
13/04/2023
03/04/2023
18/03/2023
17/03/2023
15/03/2023
13/03/2023
13/03/2023
24/02/2023