Indoor Kart Mobile Madagascar

Indoor Kart Mobile Madagascar

Share

• Enceinte Akoor-Digue
Z.I.

🇲🇬 Pionnier de l’indoor Karting Madagascar
🥇organisateur Kart Mobile Mada Tours
🏁Sports Loisirs - Évènements sportifs ✨🏎️

ℹ️Notres lieux de service est momentanement en pause, cependant,nos activités mobiles sont toujour active 📲 📧 pour Collab. Adéquate à usine Aurlac
• Ouvert du Mardi au Dimanche de 10h 30 a 18h
Vendredi _Samedi
jusqu’à 21h30
Contact : 032 60 343 84
034 97 836 18

12/02/2026

Miray fo tanteraka amin’ny ireo havana sy ireo namana ary ny poniny Toamasina rehetra.

🇲🇬🌪️💔🙌

31/12/2025

NOS MEILLEURS VOEUX POUR 2026 ✨🥳🎉!
L’equipe Indoor Kart Mobile Madagascar ♥️🏎️✨

25/12/2025

Joyeuse fête de Noël à vous les amis et nos chers fidèles followers 🏎️✨🎉!

L’équipe Indoor Kart Mobile Madagascar ❤️‍🔥

24/12/2025

Mirary Fety Sambatra hoantsika rehetra 🌲✨🎉!

En cette veille de Noël, nous vous souhaitons des Joyeuses Fêtes à tous #🌲🎉

La team Indoor Kart Mobile Madagascar

14/12/2025

Run Arivonimamo Drag Battle
Troisième manche 2025 🔥🚘🏁

Vaomanomboka fa tsy mbola tara raha izao enao miainga. 🚙 🚘 🚗 🔥❤️‍🔥

🎥 RunMada

22/11/2025

🎉Fantaro ary fa ny drapeau de course 🏁( Racing flag) a damier dia nampiasaina voalohany tany etazonia ny taona 1906 ary io taona io ihany dia nampiasa azy ihany koa Frantsa tamin’ny Grand prix de France sy ny 500 miles d’indianapolis ny taona 1912.

Tsy fantatra mazava moa hoe iza no tena namorona azy ity, lamba tsotsotra no nampisaina tamin’ny voalohany.

Ny saina mainty sy fotsy mifangaro na ny drapeau a damier (carreaux noir et blanc) dia flag de signal izay manambara fa tampitra ny lalao, , vita ny fifaninanana, izy arikizany, no flag de signalisation isany amin’ny ireo mampitaintaina indrindra ireo mpiazakazaka sy mpifaninana, ankoatrireo flag de discipline na ny flag de règlements maro be izay mbola hoazavaintsika eto amin’ny manaraka.

Mirary week-end mahafinaritra hoany rehetra araho hatrany ny pejintsika dia aza hadino manao j’aime kely eo amin’ny sary ❤️‍🔥 🤩!

Indoor Kart Mobile Madagascar 🇲🇬.. un sport, un état d’esprit une passion.

12/11/2025

Fanatanjahatena manana fitsipika mifehy toy fanantajahatena rehetra ny karting, ka alohany hiaingana dia tsimaintsy misy ny atao hoe Breafing na koa hoe fahampatsiahivana ireo fitsipika mifehy alohany andraisana fiaingana sy fahampahafantarana ny momban’ny ireo filags ( drapeau) amin’ny ankapobeany sy ny hampiarana azy, satria dia tena zava-dehibe eo amin’ny fiarovana sy fifandaminana. ( mesure de sécurité et discipline)

Mbola hoentsika eto amin’ny manaraka ny fampahalalana ny ireo flags sy ny fampiharana azy.

📷 Sary IndoorKartMobile tany Antsirabe

🏎️ Kopatanana hoanareo rehetra namana ao Antsirabe ao 👋 ❤️‍🔥!!!

09/11/2025

Félicitations aux jeunes pilotes licenciés qui ont participé à cette compétition trophée de Madagascar 2025🏆qui a eu lieu aujourd’hui au circuit SRK Imerintsiatosika.

Merci à la FIA🇲🇬 et aux organisateurs 🏎️

Indoor Kart Mobile Madagascar soutient les jeunes et le sports automobile Malagasy.

07/11/2025

Le karting est un activité bien plus qu’un moyen de passer quelques heures après le travail ou un simple distraction du week-end

Il permet de concentrer, d’améliorer notre routine et de constituer la base du quotidien et de s’entretenir son physique et mentalement constructive.

Le karting est une valeur importante pour les pratiquants et les passionnés car il façonnent notre état d’esprit, il nous incite à nous dépasser. 🔥🏎️

,un sport, un état d’esprit, une passion une famille.

COLLABORATION🔗INDOOR KART-MOBILA MADA 07/11/2025

🏁🏎️✨Ny alahady faha 09 Novembre izao no ho tontosaina eny Imeritsiatosika ny ny Trophée de Madagascar andiany faha 24 manche alohan’ny famaranana hoan’ny fiadiana ny championnat izay ho tompondakan’ny Madagasikara taranja Karting taona 2025 hetsika hotanterahana miarakamin’ny Fédérations de Sport Automobile de Madagascar (FSAM) sy ny club SRK izay anasana antsika rehetra sahady ho tonga maro.

Manomboka ny maraina ny fanokafana ny lalao.

Tongava hanotrona sy hanatevindahara anay sady hanotrona ireo tanorantsika 🔥❤️🏎️✨

Tsimisy vidimpidirana 🎉

Tongava maro 🏁✨

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Antananarivo