04/08/2022
Iarivo miakatra .
Nahafinaritra ny seho .
Afapo bee
Misaotra e❤❤
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ãlalï'räh Rakotoson, Sport & recreation, Antananarivo.
04/08/2022
Iarivo miakatra .
Nahafinaritra ny seho .
Afapo bee
Misaotra e❤❤
30/07/2022
# Alali Rah
30/07/2022
Salama ee!
Aza mantany tson hoe inona ny vaovao fa io izy io .
Mandray commande izahay.
Misaotra e.
20/07/2022
Ehh la famille. 😊😊
Talenta hafa.
Sera harona ,izahay ihany no mandrary
Ineinen la famille ohhh😂😊
14/07/2022
Tena diso fanatenana😂😂😂😂
Malagasy
Maro be ny miheritreritra fa ratsy hono izahay
Betsaka koa ny antony amin' ny maha Malagasy anay
Nefa tsy ataonay mahakivy ,izahay hijoro tsara foana .
Na tsy misy ny sakafo,zarainay izay eo am- Tanana tsy hisian' ny noana.
Ny Malagasy mantsy ,Malagasy hatrany
Hainay ny mifanampy dia miaraka mandroso
..mamkany dia mankany
Satria raha aminay ny firaisankina no hery
Tena sitrapo izay fa tsy teritery.
Izahay Malagasy aloha tena mahay miray loha e!
Izay tsy mahita izany no efa olona tsy misy fo.
..na koa hoe mankahala mihitsy angamba .
Fa ny Malagasy hoy aho tena mifankatia .
Ity gasikara ity ,atolotray ho an' I Kristy.
Alali Rah.