Fit by Liana

Fit by Liana

Share

Discipline+Patience= Résultat

28/05/2026

« Fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy @ andro rehetra »
Tiako ny lalana hitondranAo ahy Tompo ô🙏
+1

24/05/2026
Photos from Fit by Liana's post 23/05/2026

Cascade Ambotseheno - sady fandraisana an’ireo ankizy vaovao🥰Tongasoa ato @ team❤️

15/05/2026

« Mangetaheta ambony lakana »
Misy fotoana tena te hikotrana mafy fa mbola tsy afaka fotsiny
NB: fa mampikotrana foana zahay an🥰,Antanimena na Alarobia toerana handraisana, mideplace koa hoan’ireo tsy afamanatona
💋

14/05/2026

‼️Tsy fahalalam-pomba ny miteny olona hoe: « matavy be ianao,mahia be ianao » sady teny mandratra, mety tsy mandratra anao fa mandratra ny hafa‼️
Dia tadidio fa tsy vavan olona no henoina fa tanjonao Tojoy, mahalala izay mety amin’vatanao ianao🫡
Ny olona mahita lazaina foana fa ny anao ataovy izay hampiety azy
Rehefa mahatsiaro fière ianao @ ezaka vitanao dia tazomy mafy ilay autodiscipline nanànanao fa hamiratra🥰
Avant-après kely

05/05/2026

Torohevitra kely raha te hanova vatana/hanatsara bika :
-Mila ampy torimaso
-Misakafo ara-dalana
-Mikotrana ampahendrena😁

04/05/2026

Miasa aloha vao mioty vokatra , zany an😘bravo nji💋

29/04/2026

Fière ery izy nahita ny dos-ny(tsy hitany raha tsy nalaina sary)
✅STORY TIME kely
T@ izy mbola tsy noraisinay, tapitra nandramany daholo mba hampihena azy ny karazana thé sy fanafody mampihena, ary indrindra ny crème rehetra lazaina fa hoe mampahia 😬
👉🏻VOKANY : vola lany, raha tsy hilaza ny tsy fahasalamana
LESONA: Tsy misy miracle aty anaty fanamboarana bika, tsy ny fanandrakandramana no hampiova anao
FA MILA MIASA MILA MIEZAKA!
Tojoy raha mbola eo andalana ianao👌mahazo kivikivy indraindray fa TSY MAHAZO MIANONDONNE

Photos from Fit by Liana's post 23/04/2026

Sary tapany faharoa-fit by Liana 3ans
Mankasitrana an’ilay naka sary

19/04/2026

Ity àry ny vidéo mamintina ny omaly

18/04/2026

Nos soldats 💪manao reo an
-Voromahery
-Mamaimandoro
-Liona
-Makatsitaitra
-GirlPower
Bravo les files❤️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo