01/09/2022
Fantaro fa na hanena ianao na hampitombo dia azo atao tsara izany
Tongava fa misokatra hoanao ny salle ny:
Alatsinainy hatramin ny asabotsy
Misy coach .ny parking malalaka tsara
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kolo Vatana Training center itaosy, Gym/Physical Fitness Center, Antanikatsaka Itaosy, Antananarivo.
01/09/2022
Fantaro fa na hanena ianao na hampitombo dia azo atao tsara izany
Tongava fa misokatra hoanao ny salle ny:
Alatsinainy hatramin ny asabotsy
Misy coach .ny parking malalaka tsara
27/07/2022
Satria ao anatin'ny fialan-tsasatra isika dia @ fifaliana indray no hanaovanay
PROMO VACANCE
👉MUSCULATION :30000ar ny abonnement
👉ZUMBA FITNESS: 55000ar ny abonnement
👉KICK BOXING: 35000ar ny abonnement
Plus droit ireo
Tolotra manan-kery hoan'ireo izay misoratra anarana mandritra ny volana Aogositra
14/07/2022
Tous les :
👉Mardi 18h à 19h
👉Jeudi 18h à 19h
ZUMBA FITNESS avec notre coach RaRaveloson MaheryaRaveloson Mahery
Lieu:Itaosy Antanikatsaka en face horizon
05/07/2022
Hanasana anao tia zumba ity.Ny asabotsy izao eto Kolo Vatana
Aza adino fa misokatra hoanareo ny salle androany
22/06/2022
Apprenez à vous défendre
Kick boxing tous les mercredis à 14h
Samedis à 10h
Avec Maître Joël
17/06/2022
Felicitation à notre coach Henintsoa Malala championnat BIG MADA categorie MISS BIKINI 2022
13/03/2022
Salama daholo tompoko !!Aza hadino fa misokatra amin'ny 5 sasany maraina ny salle ary mihidy amin'ny 8 ora alina isan'andro.
Lundi au vendredi 5h30 Ã 20h.
Samedi 5h30 Ã 18h30.
***BODY STEP AVEC Coach Tolotra*** Samedi 8h à 9h.
Tongava fa aza misalasala tompoko fa vonona foana izahay ato amin'ny Kolo Vatana Training Center Antanikatsaka Itaosy hanomehy fahafahapoa anareo.
12/03/2022
Misaotra ny Tompo fa vita soamatsara androany,ary misaotra betsaka hoan'ireo tonga nanatsika ihany koa.
Aza hadino fa manomboka amin'ny 8 ora maraina ny cours collectifs miaraka amin'ny coach Tolotra rehefa sabotsy .
09/03/2022
Salama daholo tsika rehetra izay liana sy tia haiady kick boxing ety itaosy sy ny manodidina fa manomboka amin'ny Sabotsy faha 12volana Mars izao ary ny séance découverte antsika manaraka.
Efa misokatra hoan'tsika rehetra ny inscription,ary izay manao inscription amin'izao dia tsy mandoa an'ilay droit isan'taona intsony fa tonga dia écolage fotsiny no haloa.
Ny toerana eto ampitany horizon Antanikatsaka Itaosy akaikiny bureau Ajesaia.
Tongava maro tompoko fa miandry anareo izahay.👊👊👊
06/03/2022
Salama daholo tsika rehetra ilay mbola tsy tena mahita an'ilay toerana misy anay .Ity ary ilay izy tompoko eto ampitany horizon Antanikatsaka akaikiny bureau Ajesaia io ilay plaque de miditra manaraka an'iny lalana fiara iny ianareo miditra ato tompoko.