Yars Gaming

Yars Gaming

Share

Life is Game ∆ Play to Win

11/08/2020

Tohizako ny ady👊,tsy hilavo lefon'aho💪,inoako fa hanampy ahy Jesosy heriko✊💙

11/08/2020

Tsy misy anarana mahery✊,mahafak'@ sarotra, fa ny an'i Jesosy irery👊✨❤

10/08/2020

Ny fifaliana nomen'ny Jesosy😃,dia nahatong'ahy ho mpandresy✊💛

10/08/2020

Manome fifaliana isan'andro ny Tompo🌈😃✨

10/08/2020

Faly miaraka tokana ihany✊🙆❤

10/08/2020

Jesosy no homba anao☺,hatramin'ny farany, satria Izy no sakaiza azo itokiana😉✌💚

09/08/2020

Rah tsapanao fa mila hery ianao💪,hatony amim-bavaka indray Jesosy🙏☺💚

09/08/2020

💚Miahy anao mandrakariva Andriamanitra💪🙆🔥

09/08/2020

Koa apetraho ny enta-mavesatry ny fonao💔😊✨

05/08/2020

😊Ny pourcentage ny fahendrenao🙆😂
🎉JANVIER:99,9%😍
🎉FÉVRIER:97%😘
🎉MARS:98%😊
🎉AVRIL:82%😉
🎉MAI:00%😂
🎉JUIN:40%😁
🎉JUILLET:99,75%🔥
🎉AOÛT:20%😂
🎉SEPTEMBRE:0%👌
🎉OCTOBRE:93%✨
🎉NOVEMBRE:1%😌
🎉DÉCEMBRE:99,99%✊

03/08/2020

IZAY MANDINIKA NY TENY NO HAHITA SOA✨,ARY IZAY MATOKY AN'I JEHOVAH NO SAMBATRA🌈💚

02/08/2020

Jereo ndray ary ny anao😚❤

🙏JANVIER:homba anao mandrakariva anie ny Tompo
🙏FÉVRIER:ny fahasoavan'Andriamanitra anie ho aminao
🙏MARS:ho tanteraka anie izay kasainao
🙏AVRIL:ny fiadanana anie ho aminao
🙏MAI:hamonjy anao @ fahoriana Andriamanitra
🙏JUIN:hiaro anao anie Jesosy
🙏JUILLET:hitahy anao hatrany Andriamanitra
🙏AOÛT:hanafaka anao hatrehanao ny tompo
🙏SEPTEMBRE:haharitra an'Andriamanitra ianao
🙏OCTOBRE:hampatanjaka anao anie Jesosy
🙏NOVEMBRE:hanome hery anao hatrany anie Jesosy
🙏DÉCEMBRE: handresy hatrany ianao manoloana ireo fahavalo marobe
✊Amen🌷💚

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


102
Antananarivo