17/09/2024
Ty ndray misy fiaraha miasa Kely ho antsika mpankafy foot
Lahady 22 septembre Zao n'y date
Toerana: terrain synthétique Amboara andohatapenaka (en face winners chapelle))
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amateur Ligue Tanà, Sports, Antananarivo.
17/09/2024
Ty ndray misy fiaraha miasa Kely ho antsika mpankafy foot
Lahady 22 septembre Zao n'y date
Toerana: terrain synthétique Amboara andohatapenaka (en face winners chapelle))
21/03/2023
Faly miarahaba antsika rehetra!
Maro ianareo no efa manontany sy miandry ny inter entreprise manaraka ka ho avy tsy ho ela izany!!!
Miezaka manatsara hatrany izahay mpikarakara ka Araka ny fangatahan'ny mpandray anjara sasany sy ny tsikera azo entina hanatsarana Dia ezahana asiana fanovana kely ny fifaninanana.
Marihina hatrany fa ilaina ny taratasy fanamarinana mba hialana amin'ny mety ho disadisa sy ny tsy fahatomombanana rehetra, ka ireto avy no ilaina amin'izany:
-carte Ostie (ho an'ny mpiasa fa tsy vadina mpiasa akory)
-dika mitovy amin'ny karampanondrom-pirenena
-lisitra voamarin'ny DRH
-raha toa ka fiche de paie Dia ny entête no ilaina (manamarina izany eny anivon'ny toeram-piasanareo tsirairay avy izahay mpikarakara MBA hialana amin'ny hosoka)
Koa manentana antsika hiomana dieny Zao Ary!!!!!
12/03/2023
Salama daholo!!
Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan'ny Amateur Ligue Tanà sy ny MPANKAFY FOOTBALL AMATEUR koa manasa anareo handray anjara amin'ity tournoi izay karakaraina ity.
Marihina fa afaka manontany mahakasika ny tournoi ato amin'ny pejy ianareo Ary afaka manoratra anarana ihany koa.
Mankasitraka !!
DEMI FINALE
demi finale
10/01/2023
10/01/2023
MEILLEUR JOUEUR INTER ENTREPRISE CHALLENGE 2EME EDITION
10/01/2023
MEILLEUR BUTEUR INTER ENTREPRISE CHALLENGE 2eme EDITION
10/01/2023
3EME PLACE INTER ENTREPRISE CHALLENGE 2eme EDITION: "ENDUMA"
10/01/2023
2EME PLACE INTER ENTREPRISE CHALLENGE 2eme EDITION: "PULSE"
10/01/2023
VAINQUEUR INTER ENTREPRISE CHALLENGE 2eme EDITION "ACCORD KNITS"