Alligator Gym Anosizato EST II

Alligator Gym Anosizato EST II

Share

Never Quit, Never Back Down

03/05/2026

✨✨ Squats ✨✨

Photos from Alligator Gym Anosizato EST II's post 03/05/2026

Tontosa soa amantsara iny andiany voalohany t@fifaninanana izay nokarakarain’ny Alligator gym Sy Freedom fitness ✨
Isaorana antsika rehetra mpikarakara, coach, ny mpandray anjara rehetra indrindra Ireto ekipan’ny Alligator gym Ireto 😊❤️
Amin’ny Édition manaraka indray ❤️

Photos from Alligator Gym Anosizato EST II's post 24/04/2026

Amin’ny heriny androany izany ny fotoanatsika a, ataovy aingana ny fisoratana anarana ho an'izay mbola tsy nisoratra☺️✨
🍀Toerana : Vohitriniaina Vontovorona
🍀Participation : 30 000Ar (Efa ao anatin’izay ny Frais de transport, fidirana, Goûter kely hiraisana).
🍀 Départ : 7h30 (Eo amin'ny salle ny fotoana)

Tsy voatery mandray anjara fa mba mitsangatsangana ihany koa e ☺️Ny fahatongavanao ny zava-dehibe ...

✨NY FIRAISAN-KINA NO HERY ✨

01/04/2026

Miomakomana isika ary ❤️✨
Alefa amintsika miandalana eo ihany ny fandaminana rehetra sy ny toerana ☺️

Photos from Alligator Gym Anosizato EST II's post 22/01/2026

Misaotra antsika rehetra namaly ny antso 🥰❤️

14/01/2026

Fifampiarahabana tratrin’ny taona 2026 ❤️✨
Amin’ny Alarobia 21 janoary 2026 ny fotoana ☺️

Ny Alatsinainy 19 janoary ho avy izao ny fara-fisoratana anarana ho an’izay hanatrika ny fifampiarahabana ✨

Tongava maro ☺️

Photos from Alligator Gym Anosizato EST II's post 04/01/2026

Bonne année daholo isika rehetra ❤️ 🥳
Mbola tsy tara kosa raha Izao vao hifampiarahaba 🥰

Hitondra zava-baovao be ho antsika izahay ato @ Alligators Gym Anosizato Est II taona 2026 ity 🥰 Anisan’izany Ireto fitaovana vaovao be Ireto :

✅Hip trust
✅Hack squat
✅ Vélo

Samy ahazo tombony daholo na ny lehilahy na vehivavy ❤️
Ny tarifs aloha hatreto tsy miova 😉 :
✨ Abonnement :
📌 30 000ar : Avec coach ou Sans coach
✨ Séances :
📌 2500ar : Avec coach
📌 2000ar : Sans coach

Miverina Misokatra isika rahampitso Alatsinainy 05 Janoary 2026 ❤️ @6 ora sasany maraina h@ 7ora sasany ariva.

Taona vaovao, Tanjona vaovao ❤️

16/05/2025

Vokatra anie izy izany e 🍑🍑🍑

Photos from Alligator Gym Anosizato EST II's post 10/03/2025

Tu cherches à te sentir bien dans ton corps, à gagner en force, ou simplement à t’amuser tout en prenant soin de toi ? Nous avons ce qu’il te faut 😉😉😉

Nos tarifs restent inchangés

Séance :
2000Ar sans coach
2500Ar avec coach

Abonnement par mois : 30 000Ar (avec ou sans coach)

Droit : 5000Ar

Tel 0349164367

06/02/2025

Anomboka tsy ho ela ny cardio fit collectif eto @ Alligator gym Anosizato🔥

Lazaina eto ihany ny fotoana sy ny ora
Bon kotrana daholo ❤️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Anosizato Est II
Antananarivo