26/05/2026
JOYEUX ANNIVERSAIRE 🎉
Mirary soa sy fahombiazana ho anao hatrany🤗
Joyeux anniversaire 🥰🎉
"Tsy ho diso anjara @ Fitahiany anie Dia ahomby an'izay kinasa 😍🙏"
Mirary soa ho an' défense Centrale anay❤️
⚽🥇
24/05/2026
Joyeux anniversaire à l’une des personnes les plus précieuses
Même de loin, ton soutien, ta présence et ton attachement au club restent importants pour toute la famille ⚽✨
Nous te souhaitons beaucoup de bonheur, de réussite et une année remplie de belles choses 🎂🥳
22/05/2026
JOYEUX ANNIVERSAIRE 🎉❤️
Mirary soa sy fahombiazana ho anao hatrany ny ekipa iray manontolo🥰
JOYEUX ANNIVERSAIRE ❤️
Mirary soa hatrany 🥰
The First club
17/05/2026
😎 Eo fotsiny aloha The First club 😎
10/05/2026
Une seule équipe, un seul objectif : le succès de demain🤗
The First club
02/05/2026
Enganie mba ho tsarakely ohatran'ireto olona ireto ny volana anareo🥰😁
Mirary fahombiazana ho an'ny rehetra
The First club
26/04/2026
Iza re no mety ahazo azy ity!? 🥇
Efa vonona ny mpikarakara fa ianareo sisa no andrasana an🔥.Amin'ny 8h30 ny fotoana 🕣 Aza tara !!!
📍 SPENTANA BYPASS
Tongava manohana ny ekipanao😉
Avy eo ary!!!
25/04/2026
TOURNOI 26 AVRIL 2026 (SPENTANA BYPASS)
ORA FAHATONGAVAN'NY EKIPA REHETRA:
🕣 8:30h
👉🏽Ao amin'ny commentaire ny calendrier an'ny rencontre mandritran'ny phase des poules
👉🏽Ho ampita any anaty groupe messenger ihany ny règlement
Rahampitso ary mihaona dia aza tara.
Ataovy betsaka ny mpanohana 🔥
23/04/2026
Bon anniversaire à une défenseure incroyable.Continue à protéger l’équipe avec passion.Et que tous tes efforts te mènent vers la réussite. Lia #23
The First club