07/03/2025
salut les loulous 💕👋
satria andronareo vehivavy anio😍dia misy tolotra miavaka homeko anareo 🥰
inona ary izany🤔izaho moa coach dia ato amin'ny tontoloko ilay tolotra homeko🎁🎀
👉ho an'ny vehivavy, vehivavy hoy aho an😅 manao abonnement na réabonnement rahampitso dia mahazo réduction be satria:
👉 raha 40.000ar izy dia homeko réduction, izany hoe lasa 30.000ar fotsiny 😱abonnement anao amin'ity🥰 abonnement ihany fa séance efa 3000ar fotsiny 🤗aiza ndray hisy tahaka ity fa hararaoty dieny zao🤤
aza tara ary fa demain ihany io an🤤
manan-danja ianareo vehivavy ka tsy ho hadino fisianareo ☺️
"Ny vehivavy matanjaka dia tsy ilay tsy lavo mihitsy, fa ilay mahavita mitsangana isaky ny mianjera, sady manana herim-po sy fahavononana bebe kokoa."
Mirary fankalazana feno fahasahiana sy fahombiazana ho an’ny vehivavy rehetra! ✨💪
14/02/2025
Happy Valentine's day rankizy Malala 🥰🙈
Aza adobo fa misokatra foana isika an,ato amin'ny salle no manao st Valentin aloha Dia aveo misakafo 😅
Séances tsy Miova fa 3000ar fotsiny,Mbola misy ambiny hatao régime be zan 😋
Abonnement 40.000ar* fotsiny 😱
Bon Fin de semaine daholo 😘
*Voir conditions sur place.
07/02/2025
Efa akaiky n'y st Valentin rankizy 🥰
Hoeto Ilay couple aminareo iny dia aty am salle no mampiaraka aloha 🙈
Sady mamarana weekend aminio 😋
Séances efa 3000ar fotsiny
Abonnement Mbola 40.000ar fotsiny 😱
Aiza indray hahita ohatrizany fa ndao 🤗
Bon weekend rankizy 🥰
03/02/2025
Rehefa lundi ohatr'izao dia inona kotrana tianao hanokafana anty semaine Ty 🥰
Perso: Leg Day 🥵😋
3000ar fotsiny séances
40.000ar fotsiny abonnement rankizy an 😱
Tô mora be 🤔oui natao amin'ilay zakanao mihintsy 😋
19/06/2024
Un grand merci à nos nouveaux followers !
Jack Lau, Urcia Théodosie, Jenni Rafanomezantsoa, Fognorihantsoa Christe, ۦۦ ۦۦ ۦۦ ۦۦ, Jédèle Stan, Lih Nop
27/02/2024
Io amin'ny sary io ny fotona fisokafan'ny Plaisir Gym Fitness, Ambatomainty.
20/08/2023
Misy manotany foana ianareo hoe: "aiza ho aiza eo Ambatomainty ny Plaisir Gym Fitness "
=> Ka ireto misy sary kely
=> Firaisana Faha 5 sy ny TIKO M-SOP no repère