Misokatra ny salle rahampitso 24 /07/2026
🔥🔥🔥🔥🔥🔥
💪💪💪💪💪💪
Nguyen Fit
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nguyen Fit, Gym/Physical Fitness Center, Analamahitsy, Antananarivo.
05/07/2026
MUAY THAÏ
🥊 🥊 🥊
MUAY THAÏ Dia fitambarany Art Maromaro ( kick boxing, boxe thaïlandaise, Self Défense,.....)
Aza adino ny fotaona isakiny
👉Alarobia sy Àsabotsy
fa ho anireo miasa kosa 🙂dia afaka misafidy Andro sy lera izay maha afaka anareo fa Mila milaza iray Andro mialoha mivarotra Gant de boxe koa ny ao @ salle
👉Manomboka 7 taona miakatra Dia afaka manao Ilay MUAY THAÏ na VAVY na LAHY raha Mila fanazavana fanampiny Dia antsoy : 034 74 038 31 Analamahitsy sampanany Nanisana no mitsofoka arrêt bus après anio arrêt bus Capitonnage eo akaikiny mpivarotra moto électrique Ilay Salle Ary ao @ 2eme étage
02/07/2026
Vives Les Vacances

Mankasitraka anireo olona namaly ny antso ka efa nanomboka nikotrana androany ☺️
betsaka isika nangataka hoe ampio art Martiaux ato Nguyen Fit ho fitezaina vatana, fo , saina
👉,"Muay thai " boxe misy art martiaux maromaro mitambatra no manome ny "Muay thai " toy izany ny:
kick boxing,boxe anglaises,self défense afahana miaro tena amin'ny fotoana rehetra hiarahana @ Club FCMTM (Force Club Muay Thai Malagasy )
isakiny 👉 Alarobia @ 8 sasany sy @ 2 ora
👉 Sabotsy @ 8 sasany sy @ 2 ora
Analamahitsy sampanany Nanisana arrêt bus Capitonnage
19/06/2026
GANT DE BOXE marque VENUM :
• 6oz (Enfants) : 50000 ar
• 10oz (Adultes) : 70.0000ar
• 12oz (Adultes) : 75 000ar
- Couleurs disponibles (voir photo) :
• Bleu
• Blanc
•Rouge
XAM 90000 ar
0347403831
Coucou daholo ☺️
betsaka isika nangataka hoe ampio art Martiaux ato Fit ho fitezaina vatana fo saina Ary MBA hiarovan tena Amin izao tany efa mia ratsy izao
koa hisokatra manomboka rahampitso 20/06/2026 ny 👉,"Muay thai " boxe misy art martiaux maromaro mitambatra no manome ny "Muay thai " toin'izany ny:
kick boxing,boxe anglaises,self défense afahana miaro tena amin'ny fotoana rehetra hiarahana @ Club FCMTM (Force Club Muay Thai Malagasy )
isakiny 👉 Alarobia @ 8 sasany sy @ 2 ora
👉 Sabotsy @ 8 sasany sy @ 2 ora
05/06/2026
ny ekipa ato @ Nguyen Fit Dia vonona ny anome fahafampo sy tsara indrindra avy aminay ho anareo na lahy na vavy ☺️
👉 Musculation 💪
👉Prise de masse
👉Remise en forme 😊
👉 cardio fitness Collectif ou individuel mety faona 🔥🔥🔥🔥🔥
Analamahitsy sampanany Nanisana no mitsofoka dia eo @ arrêt bus Capitonnage ☺️ ampitany mpivarotra saonjo ☺️
👉 coach tsy manavakavaka manao suivie tsara 💪👍
Nguyen Fit Dia mihezaka manome fahafampo anareo hatrany
"Résultats qui compte 💪🔥"
Sady
👉mikarakara vatana
👉mikolokolo saina
👉manome fahasalama 😊❤️
misokatra @ 6 maraina mikatona @ 7 Ora hariva
eo @ Sampanana Analamahitsy Dia arrêt bus ao Arianio arrêt bus Capitonnage
eo @ 2eme étage FDC mpivarotra fanaka 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Analamahitsy
Antananarivo
TANA101