Rado Rakotomandimby

Rado Rakotomandimby

Share

sport

ATHLÈTE MALAGASY BODYBUILDING🇲🇬
ATHLÈTE ERIC FAVRE🇲🇫

2025: champion de TANA🥇/MADA🥇/ word champion WBPF🥇🌏

COACH CERTIFIÉE INTERNATIONAL 🌐

COACHING PERSONNALISÉ EN LIGNE :
DM 📩
WATSAPP : 0344575946

01/09/2026

Tout finira par s'arranger 🧘...

Coaching en ligne

Tarif : 300.000 ar / mois
En ligne daholo rehetra eto:
👉Programme d'entraînement alefa video en ligne.
👉Sakafo détaillée tsara tsy mankaleo.
👉Miezaka manao Check-in max Zay tratra par semaine.

Objectif :
-Perte de graisse
-Prise de masse musculaire
-Préparation competition bodybuilding
-Préparation physique
place 2 Sisa dispo ✅

Produit ERIC FAVRE ihany koa dispo daholo 🔵⚪🔴
Prise de masse , récupération, perte de graisse

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

01/09/2026

Client en ligne any ivelany any🌐...

Prise de masse musculaire propre maivana aloha (PDM )‼️.

Mande miadana eny io fa aza maika 💪

Mp na watsapp : 0344575946

Tarif : 300.000 ar / mois
En ligne daholo rehetra eto:
👉Programme d'entraînement alefa video en ligne.
👉Sakafo détaillée tsara tsy mankaleo.
👉Miezaka manao Check-in max Zay tratra par semaine.

Ianao io koa ra liana sy tia hiova eny na ho an'ny fahasalamanao fotsiny ary 🫵.

Tarif : 300.000 ar par mois/ place 2 Sisa dispo ✅
-Perte de graisse
-Prise de masse musculaire
-Préparation competition bodybuilding
-Préparation physique

Produit ERIC FAVRE ihany koa dispo daholo 🔵⚪🔴
Prise de masse , récupération, perte de graisse

DIPLÔMÉ INTERNATIONAL 🌐
DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

31/08/2026

AN'ISANY CLIENT EN LIGNE AKO ANY IVELANY ‼️

Tsy afaka mikotrana afa-tsy 2 fois par semaine izy ✅
Tsy dia ampy torimaso be ✅
Rotoroto be @ asa ✅
Sakafo miezaka manaraka zay tratra ✅

Lesona azo tsoahina tsy voatery miandry fotoana na tonga lafatra be rehetra vao anomboka ianao . Atomboy fotsiny aloha 🙏.

Recomposition corporelle nataonay teto izany oe miezaka mandoro tavy fa mitazona na mampiakatra hozatra ( muscle 💪).

Maka aina kely lery fa vita premier phase dia miditra manaraka indray dans 4 jours 🙏.

En ligne daholo rehetra eto:
👉Programme d'entraînement alefa video en ligne.
👉Sakafo détaillée tsara tsy mankaleo.
👉Miezaka manao Check-in max Zay tratra par semaine.

Ianao io koa ra liana sy tia hiova eny na ho an'ny fahasalamanao fotsiny ary 🫵.

Tarif : 300.000 ar par mois/ place 2 Sisa dispo ✅
-Perte de graisse
-Prise de masse musculaire
-Préparation competition bodybuilding
-Préparation physique

Produit ERIC FAVRE ihany koa dispo daholo 🔵⚪🔴
Prise de masse , récupération, perte de graisse

DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle
international

24/08/2026

Maro no miteny oe tsy ilaina MASS GAINER, oe aleo manao gainer fait Maison fa reny tsara 🛑‼️

Ireto anefa no tena mety tena ilainareo mass gainer:

👉Olona kely vavony nefa tia hitombo tsy mazoto Minana sakafo solide 🍗🥩🥯🍔, @ maha poudre anazy dia mora levona sy mora raisin'ny vatana .

👉Tsy manadany fotoana be ho an'ireo tsy dia manana fotoana hikarakara Sakafo ,atao anaty rano dia sotrona 👌 .

👉Ambony kokoa ny calorie ao anatiny ahafanareo manenjika ny tahan'ny calorie tsy tratra anaty sakafo.


Ito Kosa mampiavaka MASS GAINER NATIVE ERIC FAVRE miotra ny mass gainer sasany :

👉Ambony kokoa ny taux de proteine ao anatiny 🥩.
👉Ambany ny siramamy 🍬 .
👉Tsara kalitao satria natao a froid tsy nandalo afo nanamboarana anazy ( ambany produit chimique ao aminy, tavela ao daholo ankora rehetra ).

🟡⚪MASS GAINER NATIVE 3 KG : 345.000 AR

NUM :0344575946

-Coaching en ligne et avec assistance disponible :
300.000 ar /mois

DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

22/08/2026

MON ÉVOLUTION AVEC ERIC FAVRE 🔵⚪🔴

Photo 1( 2022): 71 kg
Photo 2 (22/08/2026): 97 kg

Tsy mitory tsy misy porofo tsika , mety oe lafo kokoa ny complément Eric Favre fa izay dia manome farany tsara ho anareo foana 🙏.

🟡BCAA ZERO 8:1:1 /500 g : 160.000 ar
Récupération musculaire/ anti-catabolisme/source d'énergie ( tsy calorie )

-Coaching en ligne et avec assistance disponible :
300.000 ar /mois

DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle

22/08/2026

MITOY FOANA FEELING LESY EEE ☝️🏆..

NATIONAL🇲🇬 A L'INTERNATIONAL 🌐

2022 : nanandrana voalohany an'izany competition bodybuilding zany, sakafo mba nahay notion kely fa tsy nanana fahefana dia natao an'izay teo Paty, SNS , vola anaovana inscription 15 k ar tamin'izany tena nifampitadiavana fa tsy ampy 100 ar Sedrick Randremisara 😅, tsy niandry an'izaniza anampy 🙏.TAN efa j-j vo nahita 700.000 fmg nalaina tamin'ny karama ,amin'io 100 .000 ar par mois , tsy mba fantatr'olona tsy nisy spect fa zay tao antrano dia fiankaviana akaiky , mbandy akama ray dia izay tafiditra Top 2, tafiakatra MADAGASCAR top3 tsy nanana TAN intsony fa dia nalefa tamin'izay teo.

2025 : AMBASSADEUR ERIC FAVRE /MVOLA ,SNS
CHAMPION DU MONDE 🏆tan Indonésie PREMIER VOL🛫 tsy nisy nanaraka , frais nifampitadiavana ,hotely , administration, sakafo , séjour,Sambo ,taxi , nianto-tena total nefa ande hisolon-tena MADAGASCAR 🇲🇬.

Ny azoko fehezina dia izao ao anaty difficulté ny olona
Iray no afaka mitombo sy mahavita zavatra . Zay no hitiavako bodybuilding satria mametraka ana anaty inconfort, mba ampivotra ana ho tsara Kokoa nohon'ny
omaly fa tsy dia lay oe bokona lotra , tadidio fa otran'ny bicyclette io fiainana io vao tsy miroso dia taraiky 🙏.

DU MONDE BODYBUILDING 2025
ERIC FAVRE
ERIC
personnelle
international

20/08/2026

❌TSY METY MIENA IANAO ?
🚫SAINAO NO OLANA ‼️‼️

Tenenina foana oe tia hiena ianao dia aenao lafarina ,
Siramamy,menaka,SNS..

FA MANINA ARY AINAO VE ❓..

Tadidio fa ny sainao dia mora miankindoha amin'ireto zavatra telo ireo✅

🍬🍭SUCRE ( SIRAMAMY )= ÉNERGIE RAPIDE
🐷GRAS ( Menaka ) = CALORIE DENSE
🧂 SEL ( Sira ) = MINÉRAUX ESSENTIELS

Ny sakafo transformer na mal bouffe 🍔🌭 dia ahitanao ireo singa telo miaraka ireo amin'ny tahany faran'izay ambony ka mampiakatra ny HORMONE DU BONHEUR 🦠 ( DOPAMINE ) isaky mihinana azy ka lasa tsy mety mijanona mintsy ary lasa miankindoha
tanteraka .

Solution :
Sakafo naturelle izany oe voajanahary sy voalanjalanja no tokony mibaha-toerana . Manao rééquilibrage alimentaire ✅.

Afaka arahako ianao ra tia hiena sy hiala amin'izany addiction izany , na inona tanjonao 🙏.

Coaching en ligne place maro dispo ✅
Coaching avec assistance 2 place dispo ✅

TARIF : 300.000 AR / MOIS

DU MONDE BODYBUILDING 2025🏆
ERIC FAVRE
ERIC
PERSO
CERTIFIÉ INTERNATIONAL 🌐

19/08/2026

Je m’en bats les c***les de la chute, je vais tout miser sur la réception☝️🔥.

NEXT STEP 🔜..

DU MONDE BODYBUILDING 2025
ERIC FAVRE
ERIC

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 05:00 - 21:00
Tuesday 05:00 - 21:00
Wednesday 05:00 - 21:00
Thursday 05:00 - 21:00
Friday 05:00 - 21:00
Saturday 05:00 - 21:00