Une petite contribution de notre part en collaboration avec MSC Club et Ecole de demain pour la découverte d'une discipline qu'est la Natation en faveur des enfants nécessiteux.
BOKY EPS
Livre
https://www.facebook.com/governorannyfaritraihorombeofisialy?mibextid=ZbWKwL
Governoran'ny Faritra Ihorombe
Hijery ny fomba hanohanana ny faritra IHOROMBE ny boky EPS amin'ny fanolorana Manuel ho an'ny Mpampianatra maniry hanamafy ny fampianarana fanatanjahantena any antsekoly.
Any no misy ny " Viviers" mba ho tonga mpanao fanatanjahantena ho reharehan'ny firenena.
Governoran'ny Faritra Ihorombe Ofisialy Faritra Ihorombe
03/06/2023
Île Maurice.
Tournoi "Ceintures des champions"
La fédération Malagasy de Kick Boxing est bien représentée par ces vigoureux combattants.
Place aux combats ce soir. 💪💪
https://fb.watch/hs5wshr54N/
Un modèle à suivre pour nos jeunes
01/12/2022
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=131204816426599&id=100086112425076
TOURNOI TANORA MIHISAN'IHOROMBE
23-24-25 Décembre 2022
Ny Club Handball Vehivavy Senior, TMI-HBC izay laharana faha-3 tamin'ny Championnat National 2022, tany Toliara dia manomana fifaninanana Lehilahy sy Vehivavy Open (tsy misy sokajin-taona), anasana ireo Club afaka mandray anjara na Ihorombe, Atsimo Andrefana, Matsiatra Ambony, Analamanga...
Hatao eo amin'ny Kinja'ny Fahaleovan-tena
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso mivantana ny laharana 034 64 892 66 na mandefa mp.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101