PDS Rugby ATSIMO-Andrefana

PDS Rugby ATSIMO-Andrefana

Share

DELEGATION SPECIAL RUGBY ATSIMO-ANDREFANA 🇲🇬

Photos from PDS Rugby ATSIMO-Andrefana's post 22/12/2025

🏉 PIKA SARY tournois📸 🏉



tontosa soa aman-tsara ny fifaninanana rugby Firaisankina nokarakarain’ny PDS Rugby ATSIMO-Andrefana teto amin’ny faritra Atsimo Andrefana, izay natao ny Alahady 21 Desambra.
Nahitana fandraisana anjara mavitrika avy amin’ireo klioba maro, dia :
(RTM)



(TEM)

Nifaninana tamin’ny sokajy Benjamin(e), Minime ary Cadet(te) ireo mpilalao tanora, tao anatin’ny toe-tsaina , ary , izay fototry ny soatoavin’ny rugby.
🙏 Misaotra ireo klioba rehetra, ireo mpanazatra, mpitsara, mpikarakara
Ary ny mpanohana rehetra nanampy tamin’ny fahombiazan’ity hetsika ity.
Malagasy Rugby
DRJS Atsimo Andrefana

Firaisankina no hery, 🏉 ny rugby no mampiray

12/12/2025

“Miarahaba Ny Filohan’ny Federasiona Rugby
. Enga anie hitondra fahasalamana, hery, fahendrena ary fahombiazana hatrany amin’ny fitantanana sy ny fanandratana ny taranja rugby eto amin’ny firenentsika. Arahabaina tompoko,

“Tratry ny tsingerintaona nahaterahana, Andriamatoa Filoha! Mirary soa .

PDS Rugby ATSIMO-Andrefana 🏉🇲🇬

Photos from PDS Rugby ATSIMO-Andrefana's post 22/11/2025

FANDRAISANA MANOKANA : ireo members Association EREVF Ecole de Rugby Ecole de la Vie France , Izay tanjona Fampahafantarana ny vina ho entiny amin'ireo Ankizy sahaniny ary nanehoany mazava ny tetikasa sy ny anjara andraikitr'ilay Fikambanana ka nahafahana nahatakatra bebe kokoa ny asa iandraketany .

Nampahafantarina azy ireo ihany koa ny Andraikitran'ny ligue amin'ny fiatrehana sy fitantanana ny taranja , anisan'izany ny fitsipika arahina sy ifampifehezana , ny Andraikitry ny mpikambana ary ny rafitra ijoroan'ny PDS Rugby ATSIMO-Andrefana .

Na dia fohy aza ny fotoana nifanaovana dia tao anaty fifankazahoana mazava sy feno fanajana ny fihaonana .

🏉
LIEU : DRJS Atsimo Andrefana 🏛

Photos from PDS Rugby ATSIMO-Andrefana's post 15/11/2025

FANDRESENA roa sosona tamin'ireo lalao izay natsehany anio ny makis ladies 7's 🏉💌🇲🇬 Merci 😘❤️

Photos from PDS Rugby ATSIMO-Andrefana's post 13/11/2025

✈️Nanainga ny alin’ny 12 Novambra 2025 ho any Kenya makis ladies 7's handray anjara amin’ny Africa Women’s Sevens, izay hatao ny 13 hatramin’ny 17 Novambra 2025.

🙏Miray fo sy saina isika manohana azy ireo

Alefa Makis Ladies 7’s! 🏈🇲🇬
Alefa Malagasy Rugby! 🏈🇲🇬
Alefa Madagasikara! 🇲🇬

mahavita ny adidy masina 🇲🇬

❤🏉

Photos from PDS Rugby ATSIMO-Andrefana's post 11/11/2025

.
Organisé par Collège Français de Tuléar, Etienne de Flacourt
« Nous souhaitons vous adresser nos sincères félicitations pour cette initiative formidable d'intégrer le rugby dans votre organisation. C'est une décision inspirante qui favorise des valeur positive telles que le respect et la discipline 🏉❤
👏 .

23/10/2025

❤🇲🇬

Photos from PDS Rugby ATSIMO-Andrefana's post 13/10/2025

Raha arakin'i angom-baovao voaray dia mpilalao rugby fahiny ilay lavo teo ambonin'i tunnel ambohidahy eto 🕊️😥

Tsy anisan'i mpilalao fotsiny izy fa efa président ny club 🇳🇬 ihany koa, izany hoe nanana anjara toerana lehibe teto anivon'i rugby Malagasy izy.🇲🇬

Izahay league de rugby tulear (ATSIMO-Andrefana) dia mirary fankaherezana feno ho an'i fianankaviana sy ny club 🙏

Repos en paix président Riva🙏🇳🇬🕊️🕊️🏉

: Monde de Rugby ✍

03/10/2025

💌❤️💪

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ivandry
Antananarivo