Super Muscle

Super Muscle

Share

Salle de remise en forme, fitness et musculation

17/08/2025

Misokatra ny salle amin'ny 6 Ora maraina ka hatramin'ny 7ora hariva.
Ambohimahintsy le toerana
1000ar séance

27/10/2024

Olona ao anatin'ny fibatana fonjamby ( Musculation) ianao ? Andao mba hanandrana ity Anie e :

1/ Kotrana (20%) :
🔹Mafy ( Répétition , Charge, Mouvement correcte...)
🔹Manaraka ny lamina ara-potoana ( 1h 30mn fa tena mikotrana fa tsy mikotrakotrana. Tsy laniana amin'ny fangalana sary sy resaka ny fotoana...)

2/ Repos (30%)
🔹Maka aina tsara ( 4jour repos / 3jour kotrana...)
🔹Matory tsara ( 8-9h /jour )
🔹Mandamintsaina tsara (Afatohy amin'ny fahombiazana ny saina ary izay hahazoana voakatra iasana saina...)

3/ Sakafo ( 50%)
🔹Misakafoana tsara ary ataovy manaraka ny fenitra ny sakafo ho anina...
🔹Mahaiza misakafo ary manaraha diet. Tongava mikotrana eto aminay ambohimahitsy raha toa ka mila izany fa afaka manoro tsara izahay 🙏
🔹Mba ahatsara ny vokatra dia miezaha mampiasa fameno ara-tsakafo...
🔹Ny rano aza adino...

Mitomboa hozatra daholo tompoko 🙏

23/10/2024

Ny azy ary fanatanjahantena hafa mihitsy anefa nahitany évolution toy izao ary ianao? Vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao e 😁

Photos from Super Muscle's post 21/10/2024

😍

14/10/2024

Hein 😁

Efa ho avy anie oa ilay Chrismass ka sao dia tsy hanaraka ilay vatananao ilay robe ein 😍

Tongava manala kibo noho izany... 💪😍

14/10/2024

Ireo fototra telo (3) hizorana mankany aminy fitomboany ozatra dia ny :
🔹Sakafo
🔹Kotrana
🔹Fakana aina (repos)
👉 Ireo anefa dia mila manaraka ny lamina izay mila harahina sy kajiana tsara mba ahazoana ny vokatra tsara sy azo tsapaintanana. Noho izany izahay eto amin'ny super muscle eto dia milaza aminao hoe "Tongava mikotrana ato aminay " fa sady afa-po ianao amin'ny kotrana izay atao no mbola mahazo torohevitra sy lamina mba ahafahanao mahomby ho amin'izany ...🙏🙏🙏

13/10/2024

Ho anao izay maniry ny hiaraka hikotrana aminay ity ny torolalana ahafahanao mahita anay dia tongava fa miandry anao ny ato.. 🙏😍

11/10/2024

Hafatra 👈

10/10/2024

Hey ✋

Ho antsika ety amin'ny manodidina izay maniry hanatsara vatana amin'ny alalan'ny fanatanjahantena efa eto foana izahay hanampy anao ny amin'izany koa manasa anao ho tonga eto amin'ny misy anay "Rocade ambohimahitsy" (Repert rond point) fa miandry anao ny bika tsara be 😍...

Tarif : 2000ar avec coach / 1 000ar sans coach

misy ny lafatra fa izay mahakolokoko ny tenany no manana ny tsara ...💪

Photos from Super Muscle's post 09/10/2024

Efa hoe tongava oa ato aminay manatsara forme dia tsy diso fanantenana fa ho mety aminao daholo izay akanjo anaovana rehetra 🙏😍

29/09/2024

Fantatrao ve fa ilaina ary tena ilaina ny coach eo amin'ny sehatrin'ny "musculation " ?

1⃣ Ny fomba faovana fanazarantena miadana sy ny aingana fotsiny dia efa samy hafa ny ho entiny...

2⃣ Ny isan'ny fampiharana (exo) miasa dia misy dikany...

3⃣ Ny fitandremana ny "mouvement" mba hanaraka ny fenitra ihany koa dia misy dikany...

4⃣ Ny fomba fanarahana anao dia misy dikany mba tsy hozeran'ny vy eo na sahala amin'izany ary mila olona efa zatra ny amin'izany dia ny coach izany...

👉 Noho ireo voalaza dia raha mbola azo atao dia aleo manantona coach mba ho azo antoka fa hisy vokatra tsara, mba ho azo antoka fa manaraka ny fenitra ny ora hikotrananao, kotrana ataonao ary tsy atahorana hisy fahavoazana ao anaty salle ao ianao 🙏

👉 Aza misalasala manantona ny salle misy anay eto amin'ny rocade ambohimahitsy fa vonona ny hiaraka aminao izahay ny amin'izany ary handray anao ampitiavana be... 🙏


...

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101