18/01/2025
Miezaka manatsara Dia mampitombo
SEPA 67
SAMEDI 18 janvier 2025
Basket-ball
18/01/2025
Miezaka manatsara Dia mampitombo
SEPA 67
SAMEDI 18 janvier 2025
05/10/2024
Sabotsy mankafy basket
SEPA 67 taniketsa
Miezaka manatsara Dia mampitombo
04/10/2024
SEPA 67
Efa manomboka indray ny antsika
Misokatra ho any rehetra
Miezaka manatsara dia mampitombo
21/09/2023
efa manomboka ny kotrana ho any rehetra eto aminy site SEPA 67
CAT U12.U14.U16
LAHY SY VAVY AVOKOA
Tongava daholo vonona andray anareo izahay
Ora TALATA am ray
LAROBIA amray
LAKAMISY amray
SABOTSY AM valo
30/04/2022
Kotrana sy mini mach kely nitombo be ny isany akizy faly ery ny coache matoa ny ankizy mitombo dia mahazo tsirony sy tafita any aminy ny hafatra tiana ho ampitaina alefa SEPA
29/04/2022
06/04/2022
Les u16 filles de notre club SEPA TANA est en finale
alefa les fille zay maka anareo foaneeeeee
06/04/2022
Entraînement mardi 5 avril
26/03/2022
Mazoto. Ery NY ankizy
Sabotsy 26 Mars 2022
25/03/2022
SEPA 67 dia fikambanana iray miantsehatra eo amin'ny fampianarana basket ireo zaza sahirana NY tanjona amin'izany de NY MBA hanana'izireo fahafahana ilalao basket eo anivon'irzo klioba federaly marihana moa fa ny SEPA na ny sports éducation pour l'avenir dia RFA niforona nandritrany 10 la sa izay ary miaraka miasa amin'ny ministerany fanabeazana ary RFA epp maro eto Madagascar no itobiany efa manana klioba telo miantseatra eo anivon'ny fédéral y avokoa ary RFA samy nahazo championnat de Madagascar avokoa teo amin'ny catégorie U na ny catégorie zandriny.
Ny SEPA dia mampiantra maimaipoana ireo ankizy sahirana izany anefa tsy manakana NY hafa tsy hiditra ho ampianarina .
Raha toa ka mahalina anareo ireto ny page ho an'ny club SEPA
SEPA club tana