17/11/2021
Salama tompoko
Misy mbola tsy manana klioba ve ?
Izahay Dia mbola mandray mpilalao U15-U19 vehivavy s'y lehilahy hoanao Zay te hiditra dia aza misalasala mandefa hafatra miafina @ Pejy
Izahay koa Dia mandray ankizy U10-U13 ihany koa n'a lahy n'a vavy ☺️ Dia manasa anao handefa hafatra miafina @ pejy
Dia raha misy vonona hanohana ny klioba Dia za misalasala MANANTONA fa zahay Dia Mila fiaraha miasa koa ☺️
Marihina moa fa izahay Dia eto Antananarivo
Misaotra tompoko
Sekoly Mampianatra baolina kitra
Send a message to learn more
15/11/2021
Salama daholo tsika rehetra ☺️
Maro amintsika no mbola tsy manana club nefa MBA te iditra club ☺️ izahay Dia mbola mandray ankizy vavy 15_19 taona sy Lahy 15_19 taona ☺️
Izahay Dia mamolavola anireo ankizy ireo ho Tonga ho olombanona eo aminy fiaraha monina ☺️
Mbola mandray izahay hatraminy zoma raha tsy mbola feno ny toerana ☺️
Koa raha maniry hiditra @ club Ary enw Dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na message privé (mp) aty aminy pejy☺️
Misaotra tompoko
10/11/2021
Mandefasa demande + mp Ray amireo nareo nareo te iditra fa tsy araka fa maro loatra ianreo☺️
Dia mangataka anareo MBA aortageo pagetsika
10/11/2021
Salama daholo
Izahay club SMA Dia mbola mandray mpilalao lahy n'a vavy 15 taona ka hatramin'ny 19 taona ka raha maniry hiditra aminy club ianareo Dia midira mp aminy page ☺️
Dia manasa anao anosy j'aime n'y page