01/08/2025
Amin'ny alahelo lehibe no hilazana an-tsika rehetra fa nody mandry androany maraina ny SA-DO-HI Roman Armand,prezida Kwoon Anony
Mirary fiononana feno ho any fianakaviana ary Andriamanitra hanasitrana ny fery sy hampitony ny fo
25/05/2025
Faly miarahaba ny Si-Hi-Hou Lova RAKOTOARIJAONA iza fondateur ny Kung-Fu Club VOLAMENA fetin'ny reny izao
Miarahaba ireo reny rehetra ihany koa manerana ny madagasikara
Ho tahin'Andriamanitra sahanina,ho vehivavy mahery sy mendrika
Mirary soa sy fahombiazana ho anareo
04/08/2024
🙏🏻FITROTRONA AM-BAVAKA SY FAHATSIAROVANA NY ALINA MAINTY NATREHAN'NY KUNG-FU🙏🏻
Aogositra 1985-Aogositra 2024
39 taona ny alina mainty
Fotoam-pivavahana notronony solotenam-pianakaviana,ireo mpikatroka kung-fu t@izany fotoana sy ny ankehitriny
Solotenany federasiona,ray aman-dreny,olon-tsotra
Izay notanterahina tao Ambatomilita androany alahady 4aout 2024
Mankasitraka mankatelina
Ho ela velonany kung-fu
MANDRESY MANDRAKARIVA
01/08/2024
30juillet-1aout 1985
30juillet-1aout 2024
Fahatsiarovana namotehana ny Kung-fu (Alina mainty) 39taona lasa
Ary mbola ireto taranaka mbola mijoro sy manohy ny asa
KUNG-FU WISA MANDRESY MANDRAKARIVA
06/04/2024
✨Miarahaba an'i Grand Maitre RAKOTOARIJAONA Pierre Mizaël
Fondateur Kung-Fu WISA andro nahaterahany izao✨
🙏🏻Mirary ny soa ny tsara ho anao ary ahavita ny adidy masina izay hatreanao🙏🏻
KUNG -FU WISA MANDRESY MANDRAKARIVA
12/03/2024
Ho anareo ankadikely sy ny manodidina indray izao
Misorata anarana ary dia alaivo ny andinindininy
02/03/2024
Salama daholo
Efa misokatra ho an-tsika eto ankadikely sy ny manodidina ny KUNG-FU CLUB VOLAMENA
Mandray ny zaza 5taona miakatra ary olon-dehibe 70taona farany zokiny
Afaka miantso na mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny
12/02/2024
🔥FIARAHANA🔥
🇲🇬Kung-Fu Club VOLAMENA🇲🇬
☯Si-Hi-Hou Lova RAKOTOARIJAONA☯
✨Antananarivo
✨Amparafaravola
✨Antsirabe
KUNG-FU WISA MANDRESY MANDRAKARIVA