YUP E-sport

YUP E-sport

Share

Esport and Gaming Team from Madagascar

25/09/2025

Ry mpitandron’ny filaminana hajaina:

Zo anareo anie ny antondian’ny vahoaka anio. Zo anareo ny hanana jiro, rano ary indrindra indrindra filaminan-tsaina ho anareo, ny firenenareo, ny fianakavinareo ary ny taranakareo. Izany rehetra izany ve dia atakalonareo toerana sy vola kely avy amin’ny lehibe anareo, izay miaina tsara lavitra noho ianareo? Ianareo dia vahoaka ihany koa, ka aza diso ady ianareo. Tsy mpanohitra ireo hitanareo ireo fa vahoaka mitovy fijaliana aminareo.

Ho an-tsika mpitaky zo:

Hetsika rariny, hetsika fifohazana, hetsika TSY MISY MPITARIKA ity. Fa ny vahoaka no tompon’ny Tanindrazana ka mitaky ny zony ny vahoaka.

Antananarivo irery ihany ve no Malagasy mangetaheta ny zony? Mino izahay fa tsia. Nalefan'izy ireo tamin’ny toerana iray ny fanakanana, nefa adinony fa ny Malagasy dia tsy amin’ny toerana iray ihany fa manerana ny Nosy. Koa manentana antsika indray mandeha izahay: TAKIO NY ZONAREO! Diego, Mahajanga, Toliara, Toamasina !

Ho an'ireo izay tsy eto an-toerana, tsy eto ianareo kanefa hitan'ny rehetra ny antsonareo !

⚠️TADIDIO fa tsy mpanimba fananambahoaka isika! Izany dia mifanohitra amin'ny zo takiantsika, ka mila sakana!

✊Mahereza isika amin’ny herisetra mahazo antsika, fa bajinintsika hatrany ny tanjona izay napetraka.


Gen Z Madagascar

Photos from YUP E-sport's post 08/08/2024

Bonjour. Chers amis, c'est avec une grande tristesse que nous vous informons du décès de notre valeureux soldat Fred connus sous les ING "Mouse" ou "Cocxine" Nous partageons la douleur avec tous ces proches, amis et familles.

17/11/2023

Gg Nito et YUP_iii ❤️

Voici le resultat final!!!

📍 Felicitation 🥳 au duo champion de chez YUP Gaming pour leur parcour sans faute.
📍 Un grand 👏 bravo aux deux duos de chez Inviktus Corp qui finissent top 2 et top 3.

Merci à Ifm Madagascar de nous avoir permi de réaliser ce tournoi à l'occasion du .
Merci à nos partenaires B.R.C Gᵃᵐᶤᶰᵍ The Continental Gamer Gaming .mg Inviktus Corp pour tout le travail fait dans l'ombre afin que tout se passe bien.

Un 5v5 pour la prochaine édition ça vous tente 😁 ?
Jusque là, prenez soin de vous et restez connecté à la page 😇

07/10/2023

🫶

Photos from CODM • Malagasy League's post 10/09/2023
03/09/2023

Dans la santé comme dans la maladie 😌

Nice remontada finale guys !

Un gros GG à tous les participants du tournoi TCG 1st ANNIVERSARY.

🎯La liste des Top Killers sera publié dans quelques minutes sur la page.

End of War

06/06/2023

WAIT FOR IT☢☢!!!
Atao 720p foana rehefa mijery🥰

02/05/2023

Merci à DK Gaming pour l'organisation et à toute la communauté CODm pour les encouragements et le soutien ❤️
Gros GG à tous 🔥

RÉSULTAT Tournoi

Felicitation ,
Grand GG hoan’ Team rehetra
Misaotra hoany mpandray anjara
Misaotra hoany rehetra nanampy,
un grand GG à R𝕠𝕪𝕒𝕝𝔹𝕝𝕦𝕖 𝔼𝕤𝕡𝕠𝕣𝕥 pour les live .

13/12/2022
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101