13/05/2026
😇⚜️ho an'ny fanabeazana hatrany⚜️😇
➡️Entanina ny Mpiandraikitra Mpianjoria sy ny cheftaine rehetra hanoratra ny anarana miaraka amin'ny beazina eny anivon'ny fiangonana misy azy tsirairay,,,⚠️ mifarana ity volana Mai ity ny fisoratana anarana.⚠️
💪⚜️mifanentana ho an'ny fanabeazana ⚜️💪
04/05/2026
💪👮♂️"Andry hiainkinana vonona tsara!"👮♂️💪
👮♂️⚜️Ity no lalana ry zatovo,
Miezaha hanohy hatrany,
Mieritreritra hanovo,
Zava-tso iombonana
Lalanay eh
Herinay eh
Lala-mazava
No hizoranay lalandava
Mandrapahafatinay.
💪👮♂️"Mpiandalana mifampizara"👮♂️💪
04/05/2026
🪘🎸"Eny ry sefo, homeo anay⚜️😇
🪘🎸Ny fanabeazana sahaza ho anay"⚜️😇
🙏✍️Mirary soa ry zandry isany mahefa be amin'ny fanompoana ny andiany sy ny sokajy.✍️🙏
⚜️➡️Lasy FARIMBONA ho an'ny LS sy SLS
27/04/2026
💪🏃♂️➡️Vamos Vamos🏃♂️💪
⚜️➡️Ndeha hifampizara, hanovo traikefa sy fahalalana vaovao
⚠️📣Indro ilay hetsika ara-panabeazana '' FARIMBONA '' iarahan-tsika Sampana Mpianjoria eto amin'ny Diosezin'Antananarivo,
🗓️ho tanterahina ny 1- 2 - 3 Mai 2026 izao
🏡eny ANJOMAKELY Ivato ,
📣Izay hiantsoa ny :
* Beazina Mpianjoria Lohantsokajy (LS )
* Beazina Mpianjoria Solon-dohantsokajy ( SLS )
* Mpiandrikitra Antoko
* Filohan-tsampan'ny Faritra
23/04/2026
😇🙏"inty aho Jesoa ô fa miantso ahy ianao"🙏😇
⚜️📣Antsoina ialahy isany 💜Ekipan'ny faritra sy 🧡Toniam-pivondronana ary ny 🤍zoky am-panahy ho avy hanatrika ny filan-kevitry ny faritra
🗓️Ny Alahady 03 mai 2026
⏰ 10h 30min
⛪️Eny amin'ny Fiv 79e Fiakarana
21/04/2026
⚜️➡️Izaho sy ny andraikitro⚜️
17/04/2026
😊🙏Mandehana ka tanteraho ny anjara fanompoanao, 🙏😊
➡️⚜️ireo ekipa mandrafitra ny fileovan'ny faritra ambohidratrimo
👉🙏✍️Ndeha hirary soa hoa azy ireo isika mba hahavitany atsakany sy andavany ny andraikitra nankinina tamin'izy ireo,
➡️✍️👉 # Ataovy coucou zay fantatrao😁⚜️
16/04/2026
🥹😇⚜️Skoto aho,
⚜️skoto ianao,
🌐skoto isika,
➡️🌐♻️Fantaro ny ilàna an'ialahy eto amin'izao tontolo izao, mametraha marika fa nisy ialahy ary tena nisy,
😇⚜️👨🔧🌳Ndao ho aseho fa ny Antily dia mandray ny andraikiny amin'ny fikolokoloana ity trano be hiombonana ity
⚜️♻️🇲🇬Antily mametraka lova ho an'ny ampitso🇲🇬♻️⚜️
13/04/2026
😄⚜️ô inona zany eh?
😄⚜️ô zany izy zany eh?
➡️⚜️santionany tamin'ny hetsika izay natao omaly nandritrin'ny lanonana fametrahana ireo ekipan'ny faritra Ambohidratrimo
⚜️fandraisana sy fitsofandrano ireo Mpihofana , ,
mirary soa sy ny tsara ho anareo ary mirary anareo ahavita be ho an'ny fanabezana, ⚜️
😇🙏"Mandehana ka tanteraho ny fanompoanao"🙏
Ho an'ny Fanabeazana hatrany😊💪🙏
07/04/2026
😃👋ô ry zalah eh, avia eh, manasa eh🫵👏
☺️✍️Izahay antilin'i madagasikara eto amin'ny faritra ambohidratrimo
Dia manasa antsika rehetra amin'ny lamesa fametrahana ekipan'ny faritra
⌚️07ora maraina
🗓️12 Avril 2026
⛪️Ekar St André Ambohidratrimo
15/04/2025
fans
Antilin'i Madagasikara Faritra Ambohidratrimo
Catherine Raharilalaina