30/07/2026
Nilanja izany za tamin'ny lundi ( tsy teneniko aloha hoe firy) , dia hoy ilay rangah tompon'ilay balance hoe kely jerena fa misy lanjany😂🙊
Oh rangaha ty a, izao ve dia kely 😭
✨Mandeha miadana aloha ny prise de masse hatreto , izaho koa tsy maika
Angatahana amin'Andriamanitra foana mba ahazo tanjaka sy fahasalamana 🙏
Ho anareo ilay miteny hoe efa ngeza be fa aok'izay ilay pdm, mipetraka aloha dia mijery dia abonnéo ny page 😛
Milay nareo e 🫶
Young Fit 67 ha ilay salle
Code promo taptap send ✨Aysa261✨ bonus 10€
29/07/2026
Ay kay za vazah miteny gasy be 🙊
Misaotra mankafy ee
Efa nofafany ilay sary fa misaotra anareo rehetra 🫶
28/07/2026
Mafy ny fiainana , fa ataovy tsapan'ny fiainana koa hoe mafy ianao 💪🫶
Bonne journée ❤️
Code promo taptap send ✨Aysa261✨ bonus 10€
27/07/2026
Rehefa mihezaka ianareo ka mahita resultats dia na ny olona ary tsy mino anareo hoe ny ezaka nataonareo anie nahatonganio , fa lazainy fa hoe efa ny vatanao mihintsy no te ho ngeza 🙊
Misy ary miteny hoe namboarina , dia tena mifalia raha misy miteny an'izay satria tena nahomby ny kotrana nataonareo 🫶
Milay oa ilay mikotrana ❤️
Code promo taptap send ✨Aysa261✨ bonus 10€
26/07/2026
Inona izany mbola manakana anao tsy hikotrana eh
Vola sa fotoana sa dia kamo fotsiny tsotr'izao 😊
Bon dimanche 🫶
Code promo taptap send ✨Aysa261✨ bonus 10€
25/07/2026
Betsaka be ianareo mitaraina hoe inona aki no ataoko fa efa nikotrana za taloha dia avy eo nijanona dia very daholo ilay azo kely ?
Tena efa nandalovako izany ary tsapako be ilay fahakiviana hoe efa nisy résultat nefa avy eo rodana 😳
Tsy misy solution akoatran'ny miverina mikotrana dia miverina mitazona an'ilay discipline taloha fa mora miverina io satria efa ao ilay tranony.
Rehefa ilay sendra tafajanona mikotrana iny ka manana fahafahana dia tohizo foana ilay mode de vie amin'ny sakafo, amin'izay mba tsy dia miova be ny vatanao ❤️
Tadidio fa io vatatsika io fetsy fa tsika koa mila fetsy noho izy 🤣
Code promo taptap send ✨Aysa261✨ bonus 10€