GoodLife Gym Ambohibao
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GoodLife Gym Ambohibao, Gym/Physical Fitness Center, Ambohibao-Antehiroka pres 2fm, Antananarivo.
28/01/2026
taona vao2, fiainana vao2,mila manana vatana vao2 ko ianareo
fotaonany zao ny anaovana tsara2 biky retsy annnn😁😁😁
sa iandry @ 2027 dia iaraka tsika😅😅😅😅
anan aleo rapitso ka🤔🤔 rehefa avieo ranga za tonga any an, sady anaovako ilay kilaoty tsarabe vao nividiko iny le fitondra mikotrana ee🥰🥰🥰😝😝
Miandry any ireo mbola any afara any izahay annn
tongava aingana fa mbola ato ny anjara anareo
sady ampitiavana be ny anoloranay azy 😍😍😍💪💪💪
de lundi au vendredi 6h:00mn à 19h:30mn
samedi 6h:00mn à 18h:00mn 👌👌
13/01/2026
Aza adino ny fotoanatsika rapitso aty @ salle annn
Izay varina any de taraiky 🫡🫡🤫🤫
Misokatra faona tsika manomboka @ 6h:00mn🌄 maraina atramin ny 7h:30mn Hariva🌃
⚠️⚠️⚠️⚠️⛔️⛔️⛔️Miarahaba Antsika rehetra membres ato @ goodlife gym Ambohibao
Ato alony Tsika no mifampitafa fa nisy nigafy ny Compte Facebook ,mamdra panokatra compte vao2
Antsoy ny 0327210307/0348072891 ra mila fanazavana fanampiny⛔️⛔️⛔️⛔️⚠️⚠️⚠️
13/06/2025
Misokatra manomboka @ 6h maraina ny salle atsika! Atram ny 7h ariva latsinainy katraminy sabotsy! Séance 3000ar ny abonnement 40.000ar
Tarifs mora nefa ny matosy tsika manja be! Tongava fa tsy andiso fanatenana anao izahay Tompoko😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Address
Ambohibao-Antehiroka Pres 2fm
Antananarivo
101