19/06/2025
Nous Fy Real
Aleo atsaraina ny kaly tao ♥♥♥ aleo mba atao oe ilay vita gasy no tena tsara ♥♥♥
SA AHOANA? ☺☺☺
19/06/2025
Mahafinaritr'ery mjery ireto olona matinal be reto
17/12/2024
Manomboka etoana dia efa afaka manao payment via paypal ianao panjifa 🥰
Payez Nous Fy Real avec PayPal.Me Rendez-vous sur PayPal.Me/NousFyReal et saisissez le montant. C'est signé PayPal, donc c'est simple et sécurisé. Vous n'avez pas de compte PayPal ? Pas de problème.
08/05/2024
Transformez vos séances d'entraînement avec nos kettlebells ultra-robustes en fonte ! Disponibles en 20kg, 15kg, 10kg et 7,5kg, ces poids polyvalents sont parfaits pour sculpter votre corps et atteindre vos objectifs fitness. 💪
29/02/2024
Indro indray ary eh . Manokana hoa anao tia mukotrana foan izy ity.
KETLEBELLE couleur unique bleu ciel
Disponible en . 20kg. 15kg. 10kg. 7,5kg
11/11/2023
Salama daholo . Firy kilo ilay ilainao?
Ireto misy daholo
Charge na disque ozy tsika . MendriKa ny ahazo ny kalitao ianao
Mp andaminatsika ny livraison
31/10/2023
On dit je le fait pour moi
Tenez ceci et aussi fait pour toi
06/06/2023
👉Crèe ton propre ambition .
👉Fait en sorte que tu soit meilleure qu'hièr
👉Soit forte et relève tous les défit .
👉Soit toujour positive a travers tes actes tes penser
16/05/2023
Tsy ratsy tompoko oh nefa METY TSARA an!
Recette hoantsika kely vola te hanao prise de masse
Budget : 2000 Ar / jours ===>14000Ar / semaine
==>Ovy + Totokena
👉Ovy 1kg = 1500 Ar
0,5 kg /jours × 7 j= 3,5 kg ==>5250 Ar / semaine
👉Totokena 1000Ar /jours = 7000 Ar
--——--—---------------------------
Total : 12250 Ar ==>Rest : 1750Ar
1750 Ar atao akondro 1 na 2 ho anina isakin'ny alohan'ny atory source potassium et magnesium manampy be amin'ny resaka torimaso 💪
- ou
Vomanga (patate douce ) + lait + voanjo
👉Vomanga 1kg = 1500 Ar
0,5kg / jours × 7 j = 3,5 kg ===>5250Ar
👉Voanjo 1 kpk = 1000 Ariary (manta dia ianao no mahandro sy mitoto azy na atao amzao )
0,5 kpk / jours = 500 Ar × 7 j = 3,5 kpk =3500 Ar
--—----------—-----------------
Total 5250 + 3500 Ar = 8750Ar
Rest : 5250 Ar (samy manana ny vidin'ny ronono @ litatra fa mino aho fa milamina ,raha possible ka afaka atao fromage vao maika tsara fa mila mahay mizara fa tsy hoe mihinambe de fapitso tsy mihinana )
👉Ny mahatsara fromage a pate dur ,ny 80 % ny ronono dia rano ,fromage tonga dia efa ilay ronono mintsy , important ny produit laitier fa na zany aza mila lanjalainjaina ihany koa (source proteine fa ny rebon calcium ihany koa ,...)
👉Nataoko ireo mba ho fanampiana anareo namana te hiezaka nefa tsy manana fahafahana be ,raha hanao coaching personalisée ianareo dia mitaky budget voafaritra , omena maimaimpoana dia tena ataovy ,ny hoe leo tsy anjarako zay fa mizara no anjarako, ny prise de masse dia traitement ,ainao tsara ngamba zany hoe traitement misy fotoana leo fa tsy afaka mijanona .Mirary soa ho anao aho ho lasa lavitra !
N-B : Ireo sakafo ireo dia sakafo akotran'ilay sakafo mahazatra anao ,fanampiny akoatra ilay fihinana mahazatra zany reo ! Tsisy calcul oe mila anzao na zao fa izay kely te ho ngeza ,raha mitady bika mila mikotrana raha te ho ngeza fotsiny mila misakafo
Coach Lioscar Rollando
Lios fit Gym Ambohidratrimo
21/04/2023
Maro isika no nangataka ity tolotra ity
Io @ zay ary ilay iz
👉MANCHE ALTERE RECHARGEABLE👈
😍45 000 ar ☺️ ny paire
😍30 000 ar ☺️ ny singany ray
😍25 000 ar ☺️Serage paire mety axe vita vazah ihan kouh an
05/04/2023
Promotion PASQUE indray oooh !
aza tara ary .
👉40 000ar👈
🥰MANCHE ALTERE PAIRE 🥰
🇲🇬🇲🇬🇲🇬Ketrika gasy mafy tsara🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🥴RECHARGEABLE🥹
27/03/2023
OYE OYE OYE
tonga ndray ary ny manche altère oooh !!!!navaozina ho mafy kokoa .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo