27/08/2026
🔥 Fanombohana tena tsara ho an’i Mbappé! Efa nametraka ny anarany sahady izy teo am-piandohan’ny taom-pilalaovana, ary mampiseho fa vonona ny hanohy hamirapiratra ao amin’ny La Liga.
⚽ Vaovao.Kitra.Malaza – Pejy ofisialy mizara vaovao 🔴, fanadihadiana 📊 ary hetsika rehetra momba ny baolina kitra eto an-toerana sy any ivelany.
Manome vaovao haingana sy azo antoka ho an’ny mpankafy baolina kitra 🇲🇬🌍.
27/08/2026
🔥 Fanombohana tena tsara ho an’i Mbappé! Efa nametraka ny anarany sahady izy teo am-piandohan’ny taom-pilalaovana, ary mampiseho fa vonona ny hanohy hamirapiratra ao amin’ny La Liga.
27/08/2026
🚨🏆: Voafaritra ireo sokajy hampiasaina amin’ny fisarihana ny ekipa amin’ny dingan’ny UEFA Champions League! 👀
Efa voasokajy araka ny tokony ho izy ireo ekipa, ka ireo sokajy efatra (Pots 1 hatramin’ny 4) ireo no hifotoran’ny fisarihana izay hamaritra ireo mpifanandrina hihaonan’ny ekipa tsirairay amin’ny dingan’ny ligy.
🔥 Miandry fatratra ny valin’ny fisarihana ireo mpankafy, satria mety hiteraka fifandonana goavana sahady izany eo amin’ireo klioba matanjaka indrindra any Eoropa. 🏆⚽
27/08/2026
➡️voka-dalao 😮👋
26/08/2026
➡️ireo 11 tompon-toerana voalohany ho an'i Real Madrid 🙋
26/08/2026
🚨🔵⚪️🇪🇸 VAOVAO FARANY: Héctor Fort hifindra any amin’i Real Sociedad!
Efa nahavita fifanarahana am-bava i Real Sociedad sy Barcelona momba ny famindrana an’i Héctor Fort.
💰 8 tapitrisa euros eo ho eo ny sandan’ny fifindrana. Na izany aza, mbola mitazona 50%-n’ny tombony azo amin’ny fivarotana azy amin’ny hoavy i Barcelona, ary tafiditra ao anatin’ny fifanarahana ihany koa ny fepetra ahafahan’i Barcelona mamerina mividy azy, izay manodidina ny 20 tapitrisa euros.
🔵🔴 Midika izany fa na dia hiala ao Barcelona aza i Héctor Fort, dia mbola manana fahefana sy tombontsoa lehibe amin’ny hoaviny .
23/08/2026
⚽ LALAO ANIO — LALIGA 🇪🇸
🏟️ Elche 🆚 Barcelona
📅 Alahady 23 Aogositra 2026
📍 Estadio Martínez Valero, Elche
⏰ 22:30 — ora Madagascar 🇲🇬
🏆 LaLiga — Journée
22/08/2026
✍️voka-dalao premier League 💯
22/08/2026
✍️ireo 11 tompon-toerana voalohany ho an'i Real Madrid
20/08/2026
🔵🔴🇵🇹 OFISIALY: Hijanona ao amin’i Barcelone hatramin’ny taona 2029 i João Cancelo! ✍️
🏆 Nambarany fa vonona hanome ny heriny sy ny ezaka rehetra izy sy ny ekipany, mba hiadiana amin’ny fahazoana ny amboaran’ny Champions League.
💬 Nambarany ihany koa fa tsy ny Real Madrid ihany no kendreny ho resena, fa ny mpifanandrina rehetra izay hifandona aminy Barcelone.
19/08/2026
✍️ireo 11 tompon-toerana voalohany ho an'i Barcelone ⚡