AFC Acteurs Football Club

AFC Acteurs Football Club

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AFC Acteurs Football Club, Sports Team, Antananarivo.

13/04/2024

Mpanao Film : Ndao ra hiaraka aminay!
Mpankafy : Ho aiza e!?
Mpanao Film : Hanalazy any ANDAKANA o!!⚽🎤

📢Allo...📢Allo...
Ndao ary Hanalazy sy Hifety miaraka aminay ny 📅 ALAROBIA 01 MAY 2024 hoavy izao any @ 🎪 Complexe Ankazo Andakana, Distrika Ambohidratrimo.

📌 REVY HAFA MIHITSY io satria dia fety tsy manampaharoa iarahana amina Mpilalao Sarimihetsika Malagasy maro ary hisy ⚽LALAO BAOLINA KITRA⚽ iany koa izay hifandonan'ny ekipa voafantina AS CATALAN Andakana sy ny ny Mpilalao Film na ny AFC (Acteurs Football Club).

📌 Ho tonga hanafana ny Lanona amin'io ny Mpanakanto RAPPA.

📌 Hivoha @10 ora maraina ny vavahady ary hisy kilalao maro isan-karazany azahoana loka sy Zumba iarahana amin'ny Coatch Naval sy ireo mpilalao film.

📌 Hisy mpilalao sarimihetsika vehivavy koa hoavy amin'io💁💃

📌 Tongava maro fa hifety isika🎵, hifaly👏 ary hiaraka haka sary📷.

💲Vidim-pidirana :
Lehibe 5 000ar , Ankizy 3 000ar

Mpankafy: 🎤..............🔊
Aleo any Andakana nareo manohy ny hira😉😉👊

27/12/2023

⛔❌FAMPAHAFANTARANA❌⛔

⛔Noho ny antony manokana izay TSY AVY ATY AMIN'NY AFC (Acteurs Football Club) dia ⛔NAJANONA⛔ ny lalao baolina kitra izay tokony ho tanterahina ny alahady 31 Desambra hoavy izao eny amin'ny 🏟️ Kianja Manarapenitra Ambohidratrimo⛔.

Mampanantena anareo nefa izahay fa ny fiandohan'ny taona 2024 dia efa misy ny Lalao hafa izay ho lazainay miandalana eto iany ny andinindininy⚽🙏

Mirary antsika rehetra mba samy ahatratra ny farany sy ny taona vaovao 2024 daholo.

Photos from AFC Acteurs Football Club's post 04/11/2023

⚽ Akon'ny Lalao Baolina kitra ho amin'ny firaisankinan'ny Fianakaviana tany Imerintsiatosika ny Alahady 29 Oktobra 2023 lasa teo ⚽

▶️ Niady dia niady ny lalao⚽
Nisaraka ady sahala 0️⃣ #0️⃣ izany ary lavon'ny ekipan'ny Famille Charles Football Club t@ isa 6️⃣ #5️⃣ ny ekipan'ny AFC Acteurs Football Club rehefa niroso tamin'ny fandakana ny "tir au but"🏆

▶️ Isaorana ny mpikarakara teo amin'ny fandraisana na teo amin'ny lalao izay natao fa tena nahafapo tokoa🙏⚽
▶️ Isaorana ireo Mpanohana marobe💪👏
▶️ Isaorana ny "Team AFC" tamin'ny fanotronana izay ahitana ireo Actrices Manjakely be dia be ireo👏🙋👩‍💼😍
▶️ Indrindra Isaorana ianareo mponina Imerintsiatosika sy izay rehetra tonga namaly ny antso👏🙏

⛔⛔Koa ho anao izay maniry ny ahita ireo 🎬 mpilalao sarimihetsika 🎞️marobe ireo ary dia aza misalasala miresaka aminay eto @ Pejy AFC Acteurs Football Club na miantso ny laharana 034 54 144 93 fa misokatra ho an'ny rehetra ny sehatra⚽

📸🎞️RJcompusing
🚁Image Eliee

26/10/2023

Andro vitsy sisa de hoavy any aminareo any Imerintsiatosika any izahay hampitsiky sy hampialavoly anareo ka aza misalasala ary fa mirary dia mirary ny vidim-pidirana.

Tongava maro e
# AFC Acteurs Football Club
# Famille Charles Football Club

16/10/2023

⚽ LALAO BAOLINA KITRA ho amin'ny Firaisan-kinan'ny Fianankaviana⚽
🔖 Alahady 29 Oktobra 2023
🏟️ Kianja D**O Imeritsiatosika

▶️ Roa herinandro sisa dia tonga ilay andro hanatanterahana ny lalao ara-pirahalahiana eo amin'ny AFC Acteurs Football Club Tana sy ny Famille Charles Football Club Imerintsiatosika.
▶️ Mbola ao anaty fanomanan-tena tanteraka ny Mpilalao film amin'izao ary ato anatin'ity horonantsary ity no anarahantsika izany.

⭐️Ny Lalao moa dia hanomboka @ 3 Ora tolakandro 🎤ary ho tantarain'i Basile mivantana.

👭Hisy mpilalao sarimihetsika vehivavy koa hoavy amin'io 😍

⭐️Tongava maro fa hifety isika; hifaly ary hiaraka haka sary🤳

💶 Vidim-pidirana mirary : lehibe 2 000ar , Ankizy 1 000ar

⚽️ Ho ampahafantarinay anao afaka andro vitsy eto oe iza daholo ireo mpilalao sarimihetsika mandrafitra izay AFC Acteurs Football Club izany

🙏Misaotra anao mizara ity mba ho itan'ireo namana ary aza adinoina ny manisy j'aime 👍 ny pejy🙏👏

13/10/2023

⚽ LALAO BAOLINA KITRA ho amin'ny Firaisan-kinan'ny Fianankaviana⚽
🔖 Alahady 29 Oktobra 2023
🏟️ Kianja D**O Imeritsiatosika
▶️Efa ao anaty fanomanana tanteraka ilay lalao izay hiaona'ny Mpanao film Acteurs Football club Tanà sy ny Charles FC Imerintsiatosika, ny ekipan'ny AFC amin'izao.
⭐️Lalao izay hanomboka @ 3 Ora tolakandro 🎤ary ho tantaran'i Basile mivantana.
NB: 👭Hisy mpilalao sarimihetsika vehivavy koa hoavy amin'io 😍
⭐️Tongava maro fa hifety isika; hifaly ary hiaraka haka sary🤳
💶 Vidim-pidirana mirary : lehibe 2 000ar , Ankizy 1 000ar

05/10/2023

⚽ LALAO BAOLINA KITRA ho amin'ny Firaisan-kinan'ny Fianankaviana⚽

🔖 Alahady 29 Oktobra 2023
🏟️ Kianja D**O Imeritsiatosika

⭐️ Hivoha @10 ora maraina ny vavahady ary hisy fanentanana maro isan-karazany (Zumba, Fizarana loka,...); hisy ny Lalao fanokafana ary hisy fivarotana tsakitsaky sy zava-pitsotro maro isan-karazany.

⭐️@ 3 Ora tolakandro kosa ilay lalao izay hifandonan'ny ⚽Mpilalao Film (AFC) sy Famille Charles FC⚽ 🎤izay ho tantaran'i Basile mivantana.

⭐️Tongava maro fa hifety isika sady hifaly no hiaraka haka sary🤳
👭Hisy mpilalao sarimihetsika vehivavy koa hoavy amin'io 😍

💶 Vidim-pidirana mirary : lehibe 2 000ar , Ankizy 1 000ar

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101