Tiako ianao

Tiako ianao

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tiako ianao, Sport & recreation, Tananarivo, Antananarivo.

12/09/2024
19/01/2024

Fitiavako anao amby zan malala a❤🥰💕

16/11/2023

Tiko enao

30/10/2023

FADIO NY MITANTARA IRETO ZAVATRA IRETO AMIN'OLONA REHETRA.

1. Ny Projet-nao
2. Ny Vola miditra aminao.
3. Ny problème andalovanao.
4. Ny Sakafo tena tianao...

Indraindray mantsy ny vavanao ihany no fahavalon'ny fandrosoanao...

Tadidio fa tsy izay olona rehetra mitsikitsiky aminao dia faly aminao .

Mora kokoa tompoko ny hahombiazanao raha tsy misy mahafantatra ny zavatra ataonao..

Tadidio fa ny olona afaka ny hamingana na hanao sabotage anao dia ny olona izay mahafantatra sy manana information momba anao ihany.
- Mety ao anaty fianakavianao ao,
- Mety amin'ireo namanao na olona akaiky anao.

Mandrava projet ny werawera alefa aloha.

Ry namana oh,
Ketreho mangina, Miasà mangina.
Avelao ny fahombiazana no hitabataba eeeeh

Association Voatsara

24/10/2023

Tsindrio io ambony mangamanga io azafady
Bon8 daholo 💋

19/09/2023

Fazarana manao 👍ve sa awon ny atony de mba gaga za ka😂😂

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Tananarivo
Antananarivo