Sunny mannequin

Sunny mannequin

Share

Torohevitra ho an'ireo olona sahirana @ fitaizana vatana

Mobile uploads 06/09/2023
28/08/2023

🔘Satria moa efa mpianatra ihany izahay dia ho asiana promotion d'ouverture ho an'ny mpianatra rehetra

🔘 ka au lieu de 5000ar dia natao 3000ar ny séance ary natao 40000ary ny abonnement mensuel au lieu de 60000ar ho an'ny mpianatra fa mila mitondra carte d'étudiant n'a badge kosa anefa

🔘 Miaraka amin'ny coaching ihany zay

🔘Ety ambanin'ny leader price (240m) somayy ambanin'ny mpivarotra voninkazo no misy ny salle
🔘Mivoha isan'andro amin'ny 6 ora maraina hatramin'ny 8 ora alina

0344635501
Partageo ny page ntsika fa mety hahasoa ny hafa

18/08/2023

Obésité (fahatavezana)
🔘 Raha vao mihoatra ny 25 ny IMC (poids/(taille x taille) dia en surpoids ianao zay ary manomboka obèse kosa rehefa mihoatra ny 30, rehefa mihoatra ny 40 izy dia efa tena obésité morbide mihitsy ny filaza azy ary tena ratsy be ho an'ny fahasalamana

🔘 Misy karazany 2 ny obésité
1)obésité androïde: any amin'ny partie supérieure an'ny vatana no miangona ny tavy(tarehy, atoka, sandry, kibo sns
-ny lehilahy matetika no tena misy io karazany io(izay no maha androïde azy nefa tsy mahasakana ny vehivavy tsy hisy zany
-ratsy kokoa io karazana tavy io ary tena ambony be ny risque amin'ny karazana aretina toy ny :diabète, tosi-drà Avo, arerin'ny fo, Apnée du sommeil na ilay olona tsy miaina n'a sepotra kely matetika rehefa matory(raha sady matavy ianao no miherotra be dia mailo) sns
-tsy voatery ho avy amin'ny mauvaise alimentation fotsiny anefa no antony fa mety ho cause médicale : syndrome de cushing(hypercortisolisme) (exemple io) :indrindra fa ra bory2 be ny tarehinao, misy bosse be mitovy amin'ireny trafon'omby ireny ny hatoka n'a tsy ngeza be ary, kely ambany, be vergetures, mihena ny envi sexuel sns.. Mila miconsulter ra kzya fa mety hireveler aretina enjakenjana io,.. Mety ho maladie psychologique (boulimie), obésité infantile(facteur de risque be amin'ny obésité rehefa lehibe... sns

_Tandremo koa nefa fa mety hanana forme hoatr'anio koa rehefa tena ratsy sy be la farine sy tavy be loatra ny sakafo hoaninao ary efa tena ela loatra ianao no exposé amzay mode de vie zay...

2) Obésité gynoïde kosa dia mis'accumule any ambany amin'ny vody sy Fe ary ny bas ventre ny tavy, somary kely kokoa ny risque amin'io zany hoe ny risque ikambanana misy foana indrindra ny problème ana articulation sns

🔘 Misy ny fanafody hanenana ny tavy Saingy efa maro tamin'izy ireo no tsy azo amidy intsony noho ny habetsaky ny effet secondaire...
🔘Ny tena fanafodin'izany dia ny fanamboarana ny mode de vie:
-rééquilibrage alimentaire, sport (tsara kokoa raha sous surveillance médicale noho ilay profil matetika misy maladies cardio-vasculaire miaraka aminy foana.. (afaka manaraka anao amin'izany izahay:sur rendez vous)
-afaka manangana groupe koa isika groupes de soutien psychologique et entraide entre des personnes obèses qui veulent diminuer leurs poids:manampy be iny na resaka motivation fotsiny aza..

19/02/2023
10/02/2023

Modeling, fitness, sculpture

23/01/2023

Hello, appelle moi si t as besoin d'un coach à domicile
MP pour le numéro.. Sois juste professionnelle

11/12/2022

Salama daholo ianareo
Elaela zay
Hanomboka handray mpikotrana en ligne indray aho ka ho olona 10 no raisina izay vonona hanatsara vatana hitsenana ny taona vao2
Mandefasa MP ary eee

Photos from Kalitao chez vahatra's post 15/06/2021
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo