Rax

Rax

Share

Ankoay Mada.

Photos from Ankoay's post 18/06/2023
18/06/2023

πŸ€ Ireto indray ary ny ekipa zazalahy Ankoay ! Fantatrareo ve ny anaran'ny izay eto amin'ity sary ty? Mba tanisao kely hoe? πŸ˜ƒ
------------------------------------------------------------------
πŸ€ Here is the Ankoay men's team! Do you know their names? Comment them below! πŸ”₯

18/06/2023

Nandresy 93 -88 tamin'ny lalao ara-pirahalahina izay nataony tany Palais des Sports de Vichy France ny Ankoay U19πŸ‡²πŸ‡¬, raha nifanatrika tamin'ny ekipan'ny VICHY U21 . Androany kosa izy ireo dia hiatrika Lalao fanomanana hifanandrina amin'ny Ekipa Dijon Category N3,any Dijon, amin'ny 8 Ora 30mn ora gasy. Tohanan-tsika atrany izy reo!πŸ€πŸ”₯

Sary: FΓ©dΓ©ration Malagasy de Basket Ball

-------------------------
Ankoay U19πŸ‡²πŸ‡¬ won 93 vs 88 in the friendly match they played at the Palais des Sports de Vichy France, against the VICHY U21 team. Today they will face a preparation match against the team from Dijon Category N3, in Dijon, at 8:30 local time. Let's support them!πŸ€πŸ”₯

18/06/2023

Afaka mividy T-Shirt Ankoay ianao ato :
πŸ‘‡
https://airtable.com/shrznTJri9mtbZEVR

Tohano ny ekipam-pirenenan'ny Madagasikara amin'ny fividianana ny T-shirt Ankoay 35 000 AR.

Misy loko mena, fotsy ary mainty mirefy S, M, L, XL, XXL ao amin'ny Nysary Studio Smart Tanjombato sy Nysary Studio Akoor Digue.

Manao livraison eto Antananarivo sy any amin'ny faritany.

================

Commandez votre T-Shirt Ankoay ici :
πŸ‘‡
https://airtable.com/shrznTJri9mtbZEVR

Soutenez l'Γ©quipe nationale de Madagascar en achetant votre T-shirt Ankoay Γ  35 000 AR.

Disponibles en couleurs Rouge, Blanc et Noir en taille S, M, L, XL, XXL Γ  Nysary Studio Smart Tanjombato et Nysary Studio Akoor Digue.

Livraison Γ  Antananarivo et en province.



Contact : +261 38 89 179 24

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo